Ankoatra ny maha fanatanjahantena azy, anisan’ny zavakanto feno ihany koa ny dihy. Sady manabe mantsy izy no mampiala voly sy mikolo ny saina. Tanterahina ny 28 aogositra 2024 hatramin’ny 14 septambra 2024, ny « Festival Temps Fort Danse », andiany faharoa. Ny Institut français de Madagascar no mikarakara ny hetsika, tanterahina amin’ny […]
Taratra
Ny vokatra petits pois: miantso hampiakarana vidim-bokatra ny tantsaha amin’ny fotoana fahamorany
Fotoana mampidina ny vidim-bokatra petits pois eny an-tsena ny vanim-potoana tahaka izao. Mitobaka ny vokatra, ka izay no anton’izany, hoy ireo tantsaha. Mahafaty antoka nefa ny vidim-bokatra ka miantso ny hampiakarana izany ireo tantsaha. Tafiditra ao anatin’ny legioma maitso ny “petits pois” na ny pitipoà. Fianakaviana iray ao anatin’ny lentilles, […]
FANTINA sy FINTINA
Mitohy hatrany. Mendrika fanamaivanana ny fidiran’ny mpianatra ny hetsika tanterahin’ny vehivavy Malagasy miara-miainga (VMMM). Anisan’ny nisitraka izany ireo ray aman-dreny sy mpianatra eny anivon’ny kaominina Ambohimanambola sy ny manodidina, omaly. Nambaran’ny tomponandraikitra mpitantana ny fikambanana fa hetsika fanao isan-taona ny fivarotana fitaovam-pianarana amin’ny vidiny mirary tahaka izao. Tanterahina amin’ny alalan’ny […]
Filoha Rajoelina Andry : nanatrika ny Kongresy Eokaristika Nasionaly
Notanterahina omaly, tao amin’ny Kianja manara-penitra Antsiranana, « Kianjasoa», ny lanonana sy sorona masina lehibe fanokafana ny Kongresy Eokaristika Nasionaly – KEN. Anisany niatrika izany ny filohan’ny Repoblika, Rajoelina Andry, sy ny vadiny. Mpino katolika maro be, niaraka tamin’ireo eveka maro, pretra ary relijiozy no niatrika izany. Hijoroana vavolombelon’ny fitiavana tsy […]
Misikim-ponitra
Notanterahina androany avokoa ny ankabeazan’ny fifamindram-pahefana teo amin’ireo minisitra vaovao. Porofo izany fa miasa avy hatrany izy ireo. Manafaingana fomba fiasa ahazoana vokatra araka ny toromarika avy amin’ny filohan’ny Repoblika. Andry ny ho avy politikan-dRajoelina izany. Ny ekipany no miantoka ny hanohizany ny dia aorian’izao taom-piasana farany izao. Asa […]




