«Fanakorontanana ny fiarahamonina sy ny fitondram-panjakana ny trangana famonoana olona misy eto amin’ny firenena», hoy i Be-Rija Ravelomanantsoa, raha nanao fanambarana tao anaty tambajotran-tserasera izy, omaly. «Aparitaka amin’ny tambajotran-tserasera izany mba hoentina maneho fa tsy mahaaro ny vahoakany ny mpitondra», hoy izy. Efa misy ny ezaka ataon’ny fanjakana, ahafahana mamaha […]
Taratra
Lalao ampahefa-dalana: Tsontsorimamba hisarahana ny an’i Espagne sy i Belgique
Anisan’ny lalao hanamarika ny ampahefa-dalana, anio, ny fifandonan’ny La Furia Roja Espagne sy ny Diables Rouges Belgique. Fanintelony amin’izao ny roa tonta no hidona eo amin’ny sehatry ny “Mondial”. Samy nahazo fandresena iray avy. Eto no fisarahan-dalana ho azy ireo. Hotanterahina anio zoma, ao amin’ny Inglewood Los Angeles, ny lalao […]
INDRAY MIJERY
Notanterahina tao amin’ny UCR Toamasina ny jeritodika sy fanolorana tatitra momba ireo asa vita sy ireo fanamby tokony hotanterahina taorian’ny fahavoazana nateraky ny rivodoza Gezani. Laharam-pahamehana ao anatin’izany ny fanamafisana ny fandrindrana sy ny fanaraha-maso ireo asa fanarenana, mba hahazoana antoka fa mipaka amin’ny vahoaka tokoa ny ezaka rehetra ataon’ny […]
Fiatrehana tondradrano : Nanamafy ny fahaiza-manao ny tomponandraikitra
Anisan’ny faritra mitondra takaitra vokatry ny rivodoza sy ny tondradrano i Taolagnaro. Nahatsiaro ho manana andraikitra manoloana izany ny orinasa QMM, mpiara-miombon’antoka amin’ny BNGRC, ka nanamafy ny fahaiza-manaon’ireo tomponandraikitra isan-tsokajiny amin’ny fiatrehana izany. miainga eny anivon’ny fokontany ny fiofanana ka mipaka any amin’ny Faritra. Miisa 50 ireo mpiantsehatra ifotony nisitraka […]
Fahaverezan’olona misesisesy : « Mila fongorina hatrany am-potony », hoy ny Seces
Nanao fanambarana ny sendikan’ny mpampianatra mpikaroka sy mpikaroka mpampianatra (Seces) Sampana Antananarivo. Amin’ny maha raiamandreny azy ireo, eo anatrehan’ireo fahaverezan’olona misesisesy tato ho ato, mahakasika ny ankizy sy olon-dehibe saika manerana ny Nosy. Araka ny hita sy iainana ankehitriny, very fanahy mbola velona ny ambanilanitra, ampijalian’ny tebiteby eo am-pikarohana ny […]





