Nampihoron-koditra ! Nitrangana vonoan’olona feno habibiana indray tao amin’ny fokontany Morafeno, kaominina ambanivohitr’i Fanambana distrikan’i Vohémar, afakomaly. Hita nitsilany tao anaty kirihitr’ala tsy lavitra ny tanànan’i Morafeno ny lehilahy iray 29 taona, mpamboly, efa mihosin-dra sady nahitana diam-pamaky teo amin’ny hatony. Nidina teny an-toerana nahitana ny razana ny zandary niaraka tamin’ny […]
Taratra
Handeha hitsabo tena : raim-pianakaviana maty voafaokan’ny Tuc tuc
Nivoaka ny trano hamonjy toeram-pitsaboana ity raim-pianakaviana, omaly. Tra-doza teny an-dalana anefa izy. Voafaokan’ny Tuc tuc ka tsy tana ny ainy. Voadona mafy ny lohany, namoy ny ainy ny lehilahy iray manodidina ny 40 taona nandritra ny lozam-piarakodia tao amin’ny Rond-point Ambohimasina, kaominina Ambatondrazaka, omaly. Anisan’ny mpandalo teny amin’ny sisin-dalana, […]
Caucus Africain 2024 : hampiroboroboana ny fifanakalozana ara-barotra
Resahina mandritra ny fivorian’ireo Governora Afrikanina eo anivon’ny Tahirim-bola Iraisam-pirenena (FMI) sy ny banky iraisam-pirenena (BM) na ny Caucus Africain any Abuja- Nigeria ny hampiroboroboana ny fifanakalozana ara-barotra aty Afrika. Misolo tena an’i Madagasikara ny minisitry ny toekarena sy ny fitantanam-bola, Rabarinirinarison Rindra Hasimbelo amin’ny maha Governoran’ny Banky iraisam-pirenena ho […]
VAOVAO TAMBATRA
Niakatra 22,64% ary mihoatra ny salan’isa eto Afrika ny vokatra azon’i Madagasikara tamin’ireo tetikasa novatsian’ny Banky iraisam-pirenena ho an’ny taona 2024. Navaozina ny fitantanam-bolan’ireo tetikasa ka nahazoana izao vokatra izao. Tsiahivina fa 14%ny salan’isa azontsika tamin’ny taon-dasa. Afaka misitraka ny fandaharanasa Fihariana avy amin’ireo banky mpiara-miombon’antoka aminy ireo orinasa madinika […]
Fivoriambe COP: firenena hitondra vahaolana i Madagasikara
Miisa telo ny fivoriambe faratampony iraisam-pirenena mahakasika ny tontolo iainana (COP) ho hatrehin’i Madagasikara amin’ity taona ity. Voakasin’izany ny COP 16, mahakasika ny karazan-javamananaina, hatao any Colombie (21Okt-11 Nov), ny ady amin’ny fiovan’ny toetr’andro COP 29 hatao ny (11 Nov-24 Nov) any Azerbayjan ary ny ady amin’ny fiatrehana ny tany […]




