Tokony handraisana fepetra haingana ny fanorenan-trano tsy ara-dalàna ao Toamasina. Olana iray mifandraika amin’izany koa anefa ny gaboraraka sy ny tsy fandraisana andraikitra eo anivon’ny sampandraharaha teknikan’ny kaominina. Fanorenan-trano tsy ara-dalàna iray no ahina hiteraka disadisam-piarahamonina goavana amin’izao fotoana izao ao an-toerana. Miteraka olana ny fananganan-trano tsy nahazoana alalana ao […]
Taratra
Nirefodrefotra ny basy teny Ilafy: jiolahy telo maty voatifitry ny polisy
Tsy nifankandrenesana ny poa-basy teny Ankadikely Ilafy. Lavon’ny balan’ny Fip ny jiolahy telo lahy nitam-piadiana, afakomaly. Ravan’ny polisin’ny Fip ny andian-jiolahy nikasa hanao fanafihana mitam-piadiana teny amin’ny fokontany Ambohibe, kaominina Ankadikely Ilafy, afakomaly. Nanomana paikady, nitetika hanao ny asa ratsy mahazatra azy ireo mpandroba ireo. Naharay loharanom-baovao hatry ny ela […]
Tsipy kanetibe: hiatrika «Tournée Estivale 2025» izay voalohany
Hotanterahina ny 2 ka hatramin’ny 4 aogositra ho avy izao ny fifaninanam-pirenena eo amin’ny tsipy kanetibe. Fifanintsanana hatao eny amin’ny kianja Fitaratra Tongarivo Tanjombato ary natokana ho an’ny sokajy olon-droa miaraka. Araka ny lalàna mifehy ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, natao ho an’ireo mpilalao manana kara-pilalaovana ara-dalàna izany. Hanana […]
SOMBIM-BAOVAO
Hotanterahina any Tunis Tunisie, ny 2 hatramin’ny 8 septambra ho avy izao, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja karate. Anisan’ireo handray anjara amin’izany i Madagasikara. Efa miatrika fanazaran-tena isan’andro ireo Malagasy mpilalao, araka ny vaovao voaray avy eo anivon’ny Federasiona malagasin’ny karate. Hotontosaina ny 26 hatramin’ny 28 jolay ho […]
Course de côte defi Bardahl: hiditra amin’ny dingana fahefatra
Hotanterahina ny sabotsy 27 sy ny alahady 28 jolay ho avy izao ny dingana fahefatra amin’ny fifaninanam-pirenena eo amin’ny Slalom sy ny Course de côte defi Bardahl 2024. Fifaninanana karakarain’ny klioba TACS ary hatao eny amin’ ny vohitr’i Manintona sy Ambohidava. Lalan-tany mirefy 2,83 km no hifaninanana amin’ity. Fihaingana eo Manintona […]




