Taratra

INDRAY MIJERY

Eto amintsika, tsy azo ifohana sigara ny toerana mihidy vory olona betsaka (biraom-panjakana, toeram-pisakafoana…) fa misy lamandy 2 500 Ar ho an’ireo olona tratra manao izany. Tontosa ny fanavaozana ireo boky miisa 12 fampiofanan-tena hahafehezana ny teny frantsay izay fampiofanana ampitain-davitra ho an’ny mpampianatra amin’ny ambaratonga fototra (Fadep). Nosokajiana anaty […]

Fikambanana ACNAA : hanohana ny tanora sy hanamora ny fikarohana

Najoro tamin’ny fomba ofisialy tetsy Ankatso, omaly, ny Association des chercheurs nationaux des astrophysiques et astronomies (ACNAA). Ho fampahafantarana ny lalam-piofanana mahakasika ny astronomie eny anivon’ny oniversiten’Antananarivo, izay ao anatin’ny fakiolten’ny Sian­sa, ny antony. Tanjon’ny fi­kambanana, araka izany, ny hanohana ireo tanora malagasy sy hanamora ny fikarohana mahakasika izany. Amin’ny […]

EPP Ivato Tanàna : nofanina hahay hanavaka fako ny ankizy

Notanterahina teny amin’ny EPP Ivato, omaly, ny fanolorana ireo fitaovana fanavahana ny karazana fako ho an’ity sekoly ity. Tamin’ny alalan’ny tetikasa “Concours fresque” notanterahin’ny fikambanana Maeva no nahazoana ny fitaovana. Beazina hanavaka ny fako maina mety potika, toy ny taratasy sy gazety, kahie rovitra, baoritra… ny ankizy. Atokana toerana ihany […]