Handeha mivantana amin’ny TVM/RNM, anio amin’ny 4 ora, ny filankevitry ny minisitra voalohany amin’ ity taona ity. Hitarika izany ny filohan’ny Repoblika sy ny praiminisitra. Tsiahivina fa niato noho ny fialantsasatry ny fetin’ny Noely sy ny faran’ny taona izany. Nanao rodombe teny Antanimora ireo lohandohany eo anivon’ny vovonana Firaisankina sy […]
Taratra
Porofo sy vokatra
Handeha mivantana amin’ny fahitalavi-pirenena, anio, ny filankevitry ny minisitra voalohany amin’ity taona 2025 ity. Taratry ny mangarahara sy ny finiavana hampifandray ny vahoaka amin’ny mpitondra izany. Izay rahateo no mampiavaka ny filohan’ny Repoblika, Rajoelina Andry. Manakaiky vahoaka satria mamim-bahoaka. Tsy mbola misy mipika ny fandaharam-potoana sy ny ho vontoatiny. Ny […]
Fifidianana ben’ny Tanàna: hanomboka hivoaka ny 20 janoary ny vokatra
Raha tsiahivina, nanomboka ny 20 desambra 2024 no namoaka ny vokatra vonjimaika tamin’ny fifidianana ben’ny Tanàna sy mpanolotsain’ny Tanàna ny rafitry ny Ceni teny anivon’ny renivohi-paritany na ny Structure provincial Ad’hoc de traitement des resultats communales (Spatrec). Nanomboka izany ny faritanin’ Antananarivo ny 20 desambra 2024. Ny 21 desambra ny […]
Tselatra
Zazavavy roa, 9 sy 11 taona, hita faty natsingevan’ny farihin’Andraikiba, Antsirabe. Nentina vehivavy iray ireo zaza miisa roa, nanomboka nifampitadiavan’ny fianakaviany, ny alahady tolakandro teo. Hita faty voalohany ilay 11 taona, ny alatsinainy teo. Natsikafin’ny rano ilay sivy taona, omaly. Tsy nisy akanjo, nahitan’ny fianakaviany ratra ny vatan’ireo namoy ny […]
Mpaka an-keriny: maty voatifitry ny zandary i Mandimby
Lavon’ny zandary raha nikasa hitsoaka ny dahalo raindahiny, fantatra amin’ny anarana hoe i Mandimbisoa na i Mandimby, tao Anivorano, Bekily, ny 6 janoary lasa teo. Ny alin’ny 4 janoary 2025 tokony ho tamin’ny 11 ora, nisy mpivady monina ao Tsiagnerena, kaominina ambanivohitr’Anivorano/Mitsinjo, distrikan’i Bekily, nalain’ny dahalo an-keriny. Nangataka vola tamin’ny […]