Maro ireo mpanakanto namaly ny antso. Tsy hifanotrona amin’ny Tana Gospel Choir fotsiny fa tena handray anjara feno amin’ny hetsika izy ireo. Maro mpanaraka ireo “Mada Gospel Festival Challenge”. Nampiditra an’ity hetsika lehibe voalohany ho an’ny gospel ity izany, nandritra ny andro vitsivitsy. Nitondrana lohahevitra mifandray amin’ny gospel, izay nalefa […]
Taratra
Kitra – D2 Nasionaly : tanjon’ny AS St Anne ny hiakatra PFL
Hanainga anio, hihazo an’i Vohémar, ny tompondakan’ny ligin’Analamanga 2024, AS St Anne. Hiatrika ny dingana voalohan’ny fifaninanana diviziona faharoa nasionaly, “World Cola Ligue des Champions” izy ireo, ny 28 jolay hatramin’ny 6 aogositra ho avy izao. Manana tanjona goavana ity klioba ity, ary fanamby apetrak’izy ireo ny hiakatra amin’ny fifaninanam-pirenena […]
Tenisy – Davis Cup 2024 : laharana fahadimy ny Akomba de Madagascar
Teo ho eo ny vokatra azon’ny Akomba de Madagascar, nandritra ny fiadiana ny «Davis Cup 2024», sokajy «sénior», lehilahy, eo amin’ny taranja tenisy. Tsy nisondrotra ny sokajy saingy nitana ny laharana fahadimy. Nifarana ny alahady lasa teo, tany Botswana, ny fiadiana ny «Davis Cup 2024», taranja tenisy ho an’ny sokajy […]
INDRAY MIJERY
Nidina an-dalambe sy nandoro kodiarana teo akaikin’ny CEG Nanisana ireo mpandroaka fako eo anivon’ny Samva, omaly tolakandro. Anton’izany ny tsy mbola nandraisan’izy ireo ny karama. Vokany, nikorontana ny fifamoivoizana teny an-toerana. Tonga nanatsahatra ny hetsika ireo mpitandro filaminana ny hariva. Nilamina ny teny an-toerana taorian’izay. Nisy ny atrikasa mahakasika ny […]
Hanatsarana ny rafitra fanairana mialoha : nanolotra fitaovana ny BNGRC ny UNFPA
Efa manana ivontoerana mikirakira ny fanangonam-baovao eny ifotony mandritra ny fiatrehana ny loza sy ny tandindon-doza ny BNGRC. Tanjona ny hanangana Centre multimédias manatsara ny asa mifandraika amin’ny serasera sy fizarana vaovao marim-pototra. Hampiasaina ao anatin’io ivontoerana io ny fitaovana momba ny teknolojia vaovao natolotry ny Tahirin’ny Firenena mikambana momba […]




