Hatairana tampoka ny an’ireo olona teo an-tsenan’i Bazarikely Toamasina, omaly maraina. Nianjera tampoka ny raim-pianakaviana iray 56 taona. Raha ny fahitan’ny olona, fanina izy ka nitarika fianjerana teo aminy. Niezaka namonjy azy ireo olona nahita maso azy. Nentina haingana namonjy hopitaly saingy tsy avotra intsony ny ainy. Ho an’ ireo […]
Taratra
MANJAKANDRIANA: ankizikely roa vavy kilan’ny afo
Nitrangana loza mahatsiravina tao Ampanivahoaka, kaominina ambanivohitry Ranovao, distrikan’i Manjakandriana, omaly tamin’ny 2ora maraina. Trano kely fiandrasana saribao ity nirehitra ity, araka ny fampitam-baovao voaray avy amin’ny zandary. Fianakaviana mivelona amin’ny asa fanaovana saribao ity niharan-doza tampoka ity. Nisy ankizikely telo (telo volana sy roa taona ary 13 taona) mbola […]
Hita faty tao anaty kirihitra : lehilahy voafira antsy teo amin’ny lohany
Nihosin-dra teo amin’ny lohany ny lehilahy 32 taona, hita faty nisy namono tao amin’ny distrikan’i Manandriana, omaly atoandro. Karohina ireo nahavanon-doza Voafira antsy teo amin’ny lohany sy ny tongony havia, hita faty tao anaty kirihitra ny lehilahy iray 32 taona, tao amin’ny tanànan’i Malaho-Andrainony, kaominina Ambohipo, distrika Manandriana, faritra Amoron’i […]
Fampandrosoana : mila tohana ny tanora malagasy
Latsaky ny 25 taona avokoa ny 64% ny Malagasy. Tombony izany eo amin’ny sehatry ny toekarena sy ny fampiasam-bola. Ho an’i Madagasikara, manodidina ny 37,9% ny tahan’ny fananan’asa ka lehilahy avokoa ny ankamaroany. Mahay mamorona sy manan-talenta ny tanora malagasy. Betsaka ireo mandraharaha noho ny tsy fahitana asa saingy sakana […]
VAOVAO TAMBATRA
Voafidy ho Sekretera jeneralin’ny vaomieran’ ny ranomasimbe indianina (COI) ny minisitra Razafindravahy Edgard. Haharitra efa-taona ka hifarana ny taona 2028 ny fe-potoana hiasany. Hiitatra hatramin’ny taona 2029 kosa izany raha ampiharina ny « Accord de Victoria ». Araka ny fepetran’ny ladoany malagasy, tsy andoavana haba ny zava-pisotro misy alikaola tsy mihoatra ny […]




