Taratra

Minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana: nijery ireo tetikasa eny ifotony ny iraky ny AFD

Notanterahina afakomaly, tetsy Anosy, ny fanolorana ny tatitra nataon’ireo iraka mpanara-maso ny tetikasa eo amin’ny sehatry ny tanàn-dehibe. Iarahana amin’ny mpamatsy vola amin’ny alalan’ny Agence française de développement -AFD ny asa. Natolotra sy nampahafantarina ny minisitry ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany (MFFT), Andriantsitohaina Naina, izany. Efa nanomboka ny […]

TARATRY ny KANTO

Telofangady etsy amin’ny NO Comment Bar. Taorian’ny fahombiazan’ilay seho tetsy amin’ny Ivokolo Analakely farany teo, manome fotoana ireo mpankafy etsy Isoraka indray ry Rahaja sy ny tariny anio, manomboka amin’ny 8 ora sy sasany. Hifanakaiky kokoa ary hofantenana mba ireo hira tena andrasan’ireo mpankafy ao no hatao mandritra izany. “Ny […]

Haikanto plastika : manao tohy vakana ireo fampirantiana sy atrikasa

Efa mihamaro ankehitriny ireo tanora sy ankizy miditra eo amin’ny sehatra matihanina amin’ny tontolon’ny haikanto plastika, indrindra ny sary. Mitombo, araka izany, ihany koa ireo hetsika samihafa manodidina ity haikanto iray ity. Notanterahina omaly, teny amin’ny Maison sociale des Arts (MSA) Ambatovinaky, ny atrikasa niarahana tamin’ireo tanora ao anatin’ny fikambanana […]

“Generation 2000’s”: samy naneho fihetseham-po ireo mpanakanto

Tafahaona ary hiaraka an-tsehatra indray. Samy naneho ny fihetseham-pony, noho izay taona maro tsy nihaonana izay, ireo mpanakanto handray anjara amin’ny “Generation 2000’s” amin’ity. “Tsy hisy hira vaovao mihitsy fa ireo hira nanamarika tamin’ izany andro izany ihany no haverina eo”. Sady fampanantenana io no fanamafisana ny lalantsain’ny hetsika “Gene­ration […]