Nampiroborobo ny famokaram-bary eto Madagasikara ny teknika Papriz 3. Tafakatra hatrany amin’ny 8,6 taonina/ha ny voka-bary azo. Tsara ny vokatra. Tafakatra hatrany amin’ny 5,5 taonina hatramin’ny 8,6 taonina/ha ny voka-bary azo ho an’ny velaran-tany 85 000 ha tamin’ny alalan’ny teknika Papriz. Manodidina ny 3,5t/ha kosa ny taham-bokatra ambany indrindra ary maherin’ny […]
Taratra
VAOVAO TAMBATRA
Miisa 50 ny mpitsara niofana momba ny tambajotrana asan-jiolahy iraisam-pirenena, ny 1 hatramin’ny 5 jolay teo. Tafiditra ao anatin’izany koa ny mahakasika ny fanondranana biby na zavamaniry antsokosoko. Avy eto Antananarivo sy any amin’ny faritra izy ireo, entina hanamafisana ny fahaiza-manao amin’ny lafiny lalàna eto an-toerana sy iraisam-pirenena. Tsy ampy […]
Famonoam-balala: 1 650 ha ny velaran-tany voatondraka fanafody
Mandeha ny asa ataon’ny Ivontoerana famongorana ny valala eto Madagasikara (IFVM). Mitiotaly 1 650 ha ny velaran-tany voatondraka fanafody, ny 6 hatramin’ny 11 jolay 2024 teo. Hetsika ana habakabaka nampiasana helikopitera, ny 1 500 ha ary nahatratra 150 ha ny natao an-tanety. Mitohy ny hetsika hampiasana ny angidimby, arakaraka ny […]
Tetikasa Prosol: miroborobo ny fambolena mikajy ny tontolo iainana
Tapitra ny tetikasa Prosol any Andranofasika sy Ankarafantsika, faritra Boeny, vatsian’ny fiaraha-miasa alemà Giz ara-bola. Nisongadina ny fambolena agroekolojika. Nijery mivantana ny fizotry ny asa sy ny fiantraikany amin’ireo misitraka ny tetikasa Prosol any Mandritsarahely sy Andranofasika, ny delegasiona tarihin’ny minisitry ny Fambolena sy ny fiompiana, Ratohiarijaona Suzelin, ny herinandro […]
TARATRY ny KANTO
Ririnina, vanim-potoana mampiroborobo ny hiragasy. Tsy mipetraka an-tanàna ny mpanao azy ity fa manafana ny lanonan’ny didim-poitra sy ny famadihan-drazana. Somary mafimafy ny fifandresen-dahatra eo amin’ny mpikarakara sy ry zareo amin’izao vanim-potoana izao. « Te hitazona ny fomba ny Malagasy. Tsy afa-manoatra anefa satria tsy mitsaha-mitotongana ny fahefa-mividy… Io tranga io […]




