Tanterahina ny 22 ka hatramin’ny 26 janoary, eo amin’ny Parc des expositions IFEMA Madrid, ny hairanty iraisam-pirenena momba ny fizahantany (FITUR), andiany faha-45. Hetsika handraisana ireo matihanina amin’ny sehatry ny fizahantany ka anisan’ireo handray anjara amin’izany i Madagasikara amin’ny alalan’ny Ofisim-paritry ny fizahantany ao Nosy Be (ORTNB). Ho hita mandritra […]
Taratra
Fitantanam-bolam-panjakana: tafapetraka ny vovonana handrindrana ny famatsiam-bola
Tsy afa-misaraka amin’ny niomerika ny fitantanan-draharaham-panjakana mba hanamorana ny fikirikirana samihafa sy hampangarahara ny fitantanana. Antony nametrahan’ny minisiteran’ny Toekarena sy ny fitantanam-bola (Mef) tetikasa fampandehanan-draharaha ny sehatra famatsiam-bola ivelany. Fitaovana entina hanavaozana ny fitantanana ny famatsiam-bolam-panjakana amin’ny alalan’ny haitao ara-kajy mirindra ny tetikasa. « Tanjona ny hiantohana ny fampiasam-bola mahomby amin’ireo […]
Vaovao tambatra
Mila mitandrina ny rehetra amin’ny fihinanana hazandranomasina amin’izao fiakaran’ny hafanana izao. Misy ny petadrindrina ataon’ny fanjakana, milaza ireo karazana hazandrano tsy azo hohanina, mba hisorohana ny loza aterak’izany (Icam). Satria miakatra izaitsizy ny hafanan’ny ranomasina, miantoka ny 80%-n’ny toetr’andro amin’izao fotoana izao. Niakatra ny haavon’ny reniranon’Ifasy, any amin’ny lalam-pirenena faha-6, […]
Fiovan’ny toetr’andro: ho mafy ny fiantraikan’ny loza voajanahary
Araka ny tatitry ny Banky iraisam-pirenena, manodidina ny 1,2 miliara ny olona ho tratry ny ambana amin’ny loza voajanahary tena mafy maneran-tany. Ao anatin’izany ny hisian’ny tondradrano, ny hafanana tafahoatra sy ny haintany, ny rivodoza, sns. Any amin’ny firenena mahantra daholo ny ankamaroan’ireo olona ireo, toa an’i Madagasikara. Ho an’ny […]
Mandrora miantsilany: ny olombelona ihany no mampiova ny toetr’andro
Mahafantatra ny rehetra fa ny asa ataon’ny olombelona ihany no mahatonga ny fiovan’ny toetr’andro, toy ny fandoroana ala sy tanety, ohatra. Anisan’ny fiantraikany hita maso ny tsy firotsahan’ny orana iaraha-mahita. Mirongatra hatrany ny fandoroana ala eto amintsika, ankehitriny. Vao farany izao, may ny ala arovana any Mandena, Taolagnaro. Rakotra afo […]