Mampiteny ny moana ny zava-misy eo amin’ny tontolon’ny baolina kitra amin’izao fotoana izao. Mifamahofahobe ny zava-misy, misavoritaka ambony ambany. Efa hatramin’izay, ny vaovao eo anivon’ny Federasiona malagasy (FMF) no tonga tsy re gadona, lasa tsy re tsaika. Honohono avokoa ny vaovao heno fa tsy misy ofisialy. Hany ka misalasala toy […]
Taratra
Sombim-baovao
Nifarana omaly, teny amin’ny ANS Ampefiloha, ny fampiofanana ireo ankizy mpikatroka, taranja Karaté. Miisa 28 mianadahy teo izy ireo no niatrika izany teny an-toerana, nandritra ny efatra andro. Ankoatra izay, ny volana septambra ho avy izao ny Malagasy mpikatroka dia hiady ny ho tompondakan’i Afrika any Tunis. Nangoron-damba ny ekipam-pirenen’i […]
Bisikileta – « Ocean Indien »: laharana fahasivy i Mohamed Houlder
Nifarana tamin’ny 3 jolay lasa teo ny fifaninanana amin’ny taranja bisikileta, ho an’ny faritry ny ranomasimbe Indianina, izay notanterahina tany Maurice. Laharana fahasivy tamin’ny “Course en ligne” i Fitahiantsoa Amédée Dino Mohamed na Mohamed Houlder, Malagasy mpilalao. « Azo lazaina fa tokony ho tsara ihany ny vokatra tamin’ity fifanintsanana ity saingy […]
Rugby à VII – “Africa seven’s Men Cup” : Hiatrika ny «challenger series world 2025» ny Makis
Tsy niveri-maina fa nitondra vokatra tsara ny Makis de Madagascar nandritra ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja rugby lalaovin’olona fito «Africa sevens men cup 2024». Tafita hiatrika ny «challenger series world 2025» i Madagasikara. Nifarana omaly, tao amin’ny kianja Lambourdonnais Maurice, ny dingana faharoa amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i […]
Ny Ainga- 30 taona: mitohy ny lalana na misy fiovana kely aza
Tontosa omaly, teny Antsahamanitra, ny fampisehoana niarahana tamin’ny tarika Ny Ainga. Niezaka nampiseho ny naha izy azy ihany izy ireo na dia teo aza ny fahalasanana sy ny fiovan’ny mpikambana sasany eo anivon’ny tarika. Nandritra izany fampisehoana izany no nahitana ireo feo vaovao mikalo ny hira nahafantarana ny tarika Ny […]




