Taratra

Nahazo 24 tapitrisa Ar: Adjidà sandoka tratran’ny zandary

Voasambotry ny zandary ny lehilahy iray nisoloky ho mahatafiditra tanora ho mpitandro filaminana, tao  Antanakoro, distrikan’i  Mananara Avaratra, ny 29 jona teo. Efa nahazo lelavola 24 tapitrisa Ar tamin’ny alalan’ny fisandohana andraikitra izy. Nipetraka tao amin’ny vehivavy iray, tao amin’ny fokontany Androkaroka io lehilahy io, ny avril 2023 lasa teo. […]

Taratry ny kanto

 Nivoaka ny lisitra farany amin’ireo handray anjara amin’ny “Generation 2000’s”. JoyK, izay handrasana manokana avy any an-dafy, Unik izay niverina tamin’ny endriny voalohany nahafantaran’ny maro azy, Spy D izay efa ela tsy hita an-tsehatra, Titi, tsy heno elaela ihany koa ary i Tovo J’Hay sy Raboussa, izay mameno ny fepetra. […]

“Iray volan’ny teny malagasy”: mila manao ezaka mitohy ny tsirairay

Hivalona tsy ho ela ny fanamarihana ny « Iray volan’ny teny malagasy ». Amin’ny ankapobeny, saika nitovy tamin’ny hita isan-taona ihany ny zava-niseho tamin’ity. Noho izany, misy tsy tontosa ao ! Atrikasa, velakevitra, fam­pirantiana, famoahana boky… Saika efa fahita sy faheno nandritra ny taona maro nisian’ny fanamarihana ny « Iray volan’ny teny malagasy ». Ao […]

Sombim-baovao

 Hatao anio sy rahampitso, ao amin’ny kianja Saint Denis La Réunion, ny fifaninanana “Run Ball 2024”, taranja basikety 3×3. Hiatrika ny fifanintsanana “Challengers de Pristina” any Kosovo, izay mivoaka mpandresy amin’izany. Tsara marihina fa samy mandray anjara ao avokoa ny Ankoay, lahy sy vavy.  Hotanterahina ny faran’ny herinandro ho avy […]