Nifarana ny alahady lasa teo, tany Antalaha ny beach soccer tafiditra ao anaty «festival Mazavaloha». Norombahin’ny faritr’i Diana ny amboara sy ny medaly volamena ary ny lelavola 2 tapitrisa Ar avy amin’ny Telma, mpanohana ny hetsika. Resin’i Diana, tamin’ny isa tery, 5 no ho 4, teo amin’ny famaranana Atsinanana. Niady […]
Taratra
Ping-pong : nahazo ny tapakila hiatrehina ny lalao Olympika i Fabio
Anisan’ireo firenena hanana solontena hiatrika ny lalao Olympika, “JO 2024” tanterahina any Paris, France ny Malagasy. Nahazo ny tapakila hiatrehina izany ny taranja ping-pong, tamin’ny alalan-dRakotoarimanana Fabio. Atleta malagasy voalohany tafita hiatrika ny lalao Olympika, “JO 2024”, hatao any Paris France, ny 26 jolay ho avy izao Rakotoarimanana Fabio, mpilalao […]
“Mada dog show”: Chien de race 200 nandray anjara tamin’ny fifaninanana hatsarana
Tontosa tetsy amin’ny zone Zital Ankorondrano, ny faran’ny herinandro teo, ny hetsika “Mada Dog show”. Hetsika nokarakarain’ny Association des cynophiles de Madagascar (ACYM). Nanatanterahana fifaninana hatsarana “concours de beauté” teo amin’ireo alika tsara karazana (chien de race) monina eto Madagasikara. Nanodidina ny 200 ireo alika tsara karazana nandray anjara tamin’ny […]
Fety Pantekoty : telo maty, 128 nizaha fahasalamana
Olona telo no maty nandritra ny fankalazana ny Pantekoty teo anivon’ny hopitaly HJRA Ampefiloha, hatramin’ny omaly nanoratana. Faty avy any ivelany ny roa tamin’ireo raha toa ka namoy ny ainy teo anivon’ny hopitaly ny iray. Olona 128 nandalo nizaham-pahasalamana. Vokatry ny ady sy herisetra, olona 35 nandalo teo anivon’ny hopitaly. […]
Mananjary: raim-pianakaviana hita faty nifato-tenda
Nezahin’ny mpitsabo navotana, lehilahy iray namoy ny ainy tao Mananjary, afakomaly. Nifatotra tamin’ny tady ny tendany. Maty tsy tra-drano ny raim-pianakaviana iray 41 taona tao amin’ny fokontany Ambatolambo, kaominina Mananjary, afakomaly. Nihantona tamin’ny tady tao amin’ny trano fonenany izy ny marain’io alahady 19 mey io. Niezaka namonjy azy ireo nanatri-maso. […]




