Jiolahy roa no matin’ny fitsaram-bahoaka tao Mandritsara, omaly. Gadra nandositra izy ireo ary mbola nanohy ny asa ratsiny indray izao tratra izao. Nodarodarohan’ny fokonolona, namoy ny ainy vokatry ny ratra nahazo azy ireo roa lahy nangalatra omÂby tao amin’ny fokontany Ambalantsotry, kaominina amÂbaÂÂnivohitra AmbodiamonÂtana Kiangara, distrikan’i MandriÂtsaÂra, omaly. Naharay fampahafantarana […]
Taratra
Train urbain : hivadika train électrique amin’ny taona 2025
Andrasana amin’ny taona ho avy ny fandehanan’ny train urbain izay ho lasa ho train Ă©lectique, izany hoe, handeha amin’ny herinaratra. Efa an-dalana kosa ny fanafarana ireo fitaovana sy kojakoja ilaina amin’ny fampandehanana ny tetikasa. Antony tsy hahatrarana ny fe-potoana voalaza teo aloha tokony hampiasana ity zotram-pitanterana ity. «Anatin’ny fanafarana ireo […]
VAOVAO TAMBATRA
Miisa 5 ny mpampiasa vola vahiny amin’ny fizahantany vonona ny handraharaha eto Madagasikara. Toerana 15 no efa hita azo hananganana fotodrafitrasa an’ny fanjakana na koa tsy miankina. Vondrona fandraisam-bahiny lehibe 7 ihany koa no efa nilaza fa liana ho eto amintsika. Anisan’ny paikady hampiroboroboana ny fizahantany avokoa ireo. Hapetraka ny […]
Morondava: manana ny anjara toerany ny rano
Nankalazaina omaly 22 marsa, tany Morondava, ny Andro maneran-tany ho an’ny rano. Lohahevitra noraisina ny hoe « Rano antoky ny filaminana ». Mikendry ny hanasongadinana ny anjara asa lehiben’ny rano amin’ny fampiroboroboana ny filaminana sy ny fandriampahalemana, ny fiaraha-miasa ary ny fampandrosoana maharitra. Nitarika ny fotoana, tany Morondava, ny minisitry […]
Fiompiana trondro: hatao fivelomana andavanandro ho an’ny isam-pianakaviana
Anisan’ny paikady hanatrarana ny fahavitan-tena ara-tsakafo ny fampiroboroboana ny fiompiana trondro. Azo atao ny manatanteraka azy, na amin’ny toerana tery eny an-tokotany aza. Vitsy ny misehatra amin’ny fiompiana trondro eto amintsika. Nitsidika ny Foibe fikarohana ampiharina amin’ny fampandrosoana eny ambanivohitra (Fofifa) eny Ampandrianomby, ny minisiÂtry ny Jono sy ny toekarena […]




