Taratra

Teny fampianarana teny Antsonjombe: nankasitraka ny asa fitoriana i Papa Solo

Hevitra hafa tsy itoviany amin’ireo namany ? Anisan’ ireo voasa ka nanatrika ny fo­toam-bavaky ny FJKM natao teny Antsonjombe afak’omaly lasa teo, ny depiote sady filoha lefitry ny Antenimieram-pirenena, Rasolonjatovo Honoré na i “Papa Solo”. Nambarany fa fitaovana lehibe ahazahoana miady amin’ny fiainana andavanandro, ny olana eo amin’ny fiainam-pirenena ary […]

Fotodrafitrasa iarahana amin’ny Orange : nisitraka sekoly nomerika ny any Ambatomanjaka

Anisan’ireo nisitraka fotodrafitrasa avy amin’ny Fon­dation Orange ny any Amba­tomanjaka, any Itasy. Efa tafiditra amin’ny antsoina hoe “Village Orange” rahateo ny any an-toerana, nanomboka ny taona 2014. Anisan’izany ny tobim-pahasalamana CSB II natokana ho an’ireo antsoina hoe “Maman Kangourou”. Notokanana, omaly izany fotodrafitrasa izany. Niatrika izany tany an-toerana ny filohan’ny […]

Hetsiky ny minisiteran’ny Asa : hotsirihina ny herisetra eny amin’ny orinasa

Mametraka ho vaindohan-draharaha ny ady atao amin’ny herisetra eny anivon’ny toeram-piasana ny eo anivon’ny minisiteran’ny Asa, ny fampananan’asa, ny asam-panjakana ary ny lalàna sosialy (MTEPLS). Tafiditra amin’ny vina ho an’ny asa mendrika ho an’ny maro anisa izany. Mazava ny lohahevitra, amin’izao hetsika izao : “Herisetra amin’ny toeram-piasana: mi­ady ho an’ […]

ANKORONDRANO : olona sahirana 100 nomena fanampiana

Mahatratra 100 mahery ireo olona nahazo fanampiana ara-tsosialy avy amin’ny departemanta sosialy eo anivon’ny fiangonana Jesosy Mamonjy, ny faran’ny herinandro lasa teo. Olona sahirana ara-pivelomana notsongaina tamin’ny mpino eo ani­von’ny fiangonana izy ireo, hoy ny tompon’andraikitra. Nahazo vary, menaka, sira, paty ary akanjo avokoa izy ireo. «Tanjon’ny hetsika ny hanasoavana […]