Hotanterahina anio tolakandro, eny amin’ny Alliance française d’Antananarivo (AFT) Andavamamba, ny «Cinem’alliance». Hetsika karakarain’ny AFT hampisehoana sy hiresahana sarimihetsika malagasy izy ity. Amin’ity anio ity, ny «Zanaka, teny nomen’i Felix» no handravaka ny hetsika. Aorian’ny fandefasana ny sarimihetsika, hisy ny resadresaka fifampizarana manodidina ny sarimihetsika, hiarahana amin’i Fifaliana Nantenaina, mpaka […]
Taratra
Tranga tsy tokony hipoitra : mila mianatra ireo manan-talenta
Tsy ny hira ihany fa ny tontolon’ny zavakanto eto Madagasikara mihitsy no mila manatevim-pahalalana. Tranga tsy tokony hiseho ny fanimbazimbana ny vakoka, arahina fialan-tsiny sy fifonana avy eo. Ny fanafintohinana mahazo izay maheno na mahita ilay kanto, sns, raha nobeazina sy nampahafantarina ireo manan-talenta izay tokony ho fantany. Manan-talenta amin’ny […]
Andro maneran-tany ho an’ny Teatra : homena sehatra haneho ny talentany ireo mpianatra
Volana marsa, volan’ny teatra. Hisy hetsika maromaro hanamarihana ny Andro maneran-tany ho an’ity sehakanto ity, ka anisany ny fifaninanana ho an’ireo mpianatra solontenan’ny sekoly maromaro. Marihina isaky ny 27 marsa ny Andro maneran-tany ho an’ny teatra. Misy hetsika maro tontosain’ny fianakaviamben’ny teatra, manodidina izany. Ho an’ity taona ity, hisy ny […]
Fianarana any ivelany: manomana 19 000 euros ny mpianatra iray miainga eto Madagasikara
Efa manomboka mahaliana ny tanora malagasy amin’izao fotoana izao ny fandratoana fianarana any ivelan’ny Nosy. Tsy ataon’ izy ireo sakana ny fahabetsahan’ny vola omanina amin’izany. Nofinofy sy mahaliana ny ankamaroan’ny tanora malagasy ny handrato fianarana any ivelany. Manan-danja kokoa ny mari-pahaizana iraisam-pirenena azon’ ny ankizy aorian’ny fahavitan’ ny fianarana ka […]
FANTINA sy FINTINA
“Hiaro ny marina ary ny marina hatrany aho”, hoy ny filohan’ny Antenimiera, Razanamahasoa Christine, omaly, tany Frantsa. Nanteriny fa tokony hofadiana ny mirary ratsy ny tsy mitovy hevitra politika. Tsy rafitra koa no olana eto fa ny olona, araka ny nambarany. “Afaka manova ny tantara ny vehivavy”, hoy ihany izy. […]




