Maty ny telo lahy tamin’ireo mpiasa valo nanamboatra « mur de soutiennement » teny Amoron’Ankona Ambohimangakely, omaly. Nihotsaka tampoka ny tany ka tototra izy telo lahy Mpiasa miisa valo no nikarama nanamboatra « mur de soutiennement » mirefy 15 metatra ny haavony teny Amoron’Ankona Ambohimangakely, omaly atoandro tamin’ny 11 ora sy 30 mn. Nihotsaka […]
Taratra
FJKM Betela Toamasina : raikitra ny fifandonana, olona iray naratra
Mbola tsy milamina ny disadisa miseho eo amin’ny samy mpino ao amin’ny fiangonana FJKM Betela Tanambao fahadimy ny marainan’ny alahady 10 marsa teo, nandritra ny fotoam-pivavahana. Tamin’ny voalohany, nizotra soa aman-tsara ny fotoam-pivavahana tsy nisy trangan-javatra nampiahiahy. Ny mpitandrina mpanampy mpiandry toerana no nitarika ny fanompoam-pivavahana, satria mbola marary mitsabo […]
Cross country – Mada 2024: tompondaka i Elysé sy Ralisy
sdsdsdTontosa tany Ambatondrazaka, ny sabotsy 9 marsa lasa teo, ny fifaninanam-pirenena, “Cross Country”, taranja atletisma. Voahosotra ho tompondakan’i Madagasikara teo amin’ny sokajy “senior”, lehilahy, Rakotondrainy Heriniaina Elysé, avy amin’ny Cosfa. Tontosany tao anatin’ny 31 mn 04 s 2/100 ny halavirana 10 km. Mbola mpihazakazaka avy amin’ny miaramila ny faharoa, Rambeloson […]
SOMBIM-BAOVAO
Hotontosaina manomboka ny alahady 17 marsa ho avy izao, eny amin’ny Kianja Makis Andohatapenaka, ny fifaninanam-pirenena «Top 12», taranja Rugby. Tokony ho natao ny afakomaly teo moa izy ity saingy nisy ireo klioba nangataka ny nampihemorana azy noho ny tsy fahavononany. Nifarana ny 10 marsa lasa teo ny fifaninanana Afrikanina […]
Moto – «4 Heures Honda» : nanjakan’i Mathias sy i Lucas
Tontosa ny faran’ny herinandro lasa teo, teny Ambohidratrimo, ny fifaninanana “4 Heures Honda” eo amin’ ny taranja Moto. Nanjakan’i Mathias Plantive, Malagasy mpilalao sy Lucas Robert, Renioney mpilalao, tanteraka ny fifanintsanana. Nitondra ny Moto KTM 450 SX izy mirahalahy nandritra ny lalao. Mitana ny laharana faharoa kosa i Pascal Dorseuil, […]




