Mitohy ny fiotazan’i Madagasikara medaly, mandritra ny andiany faha-13, Lalao Afrikanina, atao any Accra Ghana. Niampy medaly volamena telo sy volafotsy iray izany, omaly. Miakatra tsikelikely ny fahazoan’ny Malagasy atleta medaly any amin’ ny Lalao Afrikanina, atao ao Accra, Ghana. Niampy ny medaly volamena telo, azon’ny taranja fibatana fonjam-by, ny […]
Taratra
Fifaninanana kabary : nomena lamba vita fomba ny nandresy
Nanaovana fifaninanana maro samihafa ny hetsika fankalazana ny 8 marsa teny Ambohidratrimo. Nampiavaka izany ny fanasongadinana ny hetsika ara-panatanjahantena ho an’ny vehivavy sy ny fifaninanana ara-kolontsaina, toy ny kabary sy ny vakodrazana. Valo ireo nandray anjara tamin’ny lalao ara-panatanjahantena, baolina kitra. Efatra ny teo anivon’ny lalao basikety ary 4 ihany […]
Antsiranana : mila olona hitondra ny hetahetany
Niavaka ny fankalazana ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny zon’ny vehivavy, tany Antsiranana, ny 8 marsa teo. Nisy ny hetsika nataon’ny fikambanam-behivavy maro, toy ny filaharambe, “Carnaval”, sy ny hetsika sosialy. Nisongadina koa ny fikambanana Diego Miray, izay niorina ny taona 2009. Koa, handray anjara amin’ny sehatra politika ny fikambanana amin’izao […]
Tomban’ezaky ny FIDS : nihazo an’i Bongolava ny MFA sy ny MDG
Anisan’ny faritra nandray anjara tamin’ny FIDS (Forum interrégionale sur la défense et la sécurité) andiany voalohany, notanterahina tany Morondava, ny faritra Bongolava. Mba ho fanaraha-maso sy fanaovana ny tomban’ezaka miompana amin’izany, nidina ifotony ireo tomponandraikitra momba ny fiarovana notarihin’ny minisitry ny Foloalindahy (MFA), ny Jly Sahivelo Lala Monja Delphin, sy […]
INDRAY MIJERY
Natao tany Fenoarivo Atsinanana ny atrikasa fampiofanana ireo ekipa avy amin’ny foibe tily, niaraka amin’ny BNGRC sy ny UNICEF, faritra Analanjirofo, ny herinandro teo. Lohahevitra maromaro no noraisina nandritra ny fampiofana, ny mahakasika ny “WASH” sy “Nutrition” ary ny “GRC”. Nitsidika ny trano fonenan’ny mpianatra tao Barikadimy Toamasina, ny minisitry […]




