Ankatoky ny fanamarihana ny andron’ny vehivavy isika izao. Manamarika ny iray volan’ireo vehivavy izay nandrafitra ny tantara ihany koa i Etazonia. Fotoana handinihina ny anjara biriky entin’ny vehivavy amin’ny fampandrosoana ny firenena rahateo izao. Maneho fahavononana i Etazonia hanohana ny vehivavy amin’ ny sehatry ny fihariana, ny politika sy ny […]
Taratra
VAOVAO TAMBATRA
Niisa 9 ny mpiofana mahakasika ny fiompiana trondro, tany amin’ny kaominina Antsakoabe, distrika Antsiranana II, faritra Diana, ny 29 febroary teo. Tany lonaka mamokatra sady ahitana farihy tsy mety ritra miisa 10 any Antsakoabe no nojerena ny ahafahan’ny mponina manajary izany. Miisa 44 kosa ny mpiofana tany Beraketa, distrika Bekily, […]
« Viavy film festival »: Indostrian’ny sarimihetsika
Hatao ny 15 sy ny 16 marsa ho avy izao ny hetsika « Viavy film festival » eny amin’ny Canal Olympia Andohatapenaka. Manohana azy mivantana ny Canal Plus Madagasikara, orinasa misehatra amin’ny fanapariahana ny fandaharana avoakan’ny televiziona eto an-toerana sy avy any ivelany. Nambaran’Andriamintantsoa Koloina, tale sady mpiara-mitantana ny « Viavy film festival » […]
Lalana Rocade Iarivo: namboarina ny arofanin’ny tetezana
Nisy nangalatra ny vy mipetraka amin’ny arofanina, amin’ny tetezana natokana ho an’ny mpandeha an-tongotra eny amin’ny lalam-baovao « Rocade Iarivo », ny volana febroary teo. Nidina ifotony ny ekipa ao amin’ny Fitantanana tohana ho an’ny asa vonjy taitra (DAU) ao amin’ny minisiteran’ny Asa vaventy (MTP), ny 1 marsa teo. Nosoloina ny vy […]
Airtel Africa sy Cisco : ampiasaina ny teknolojia niomerika NaaS
Manitatra ny ambaindain’ny fifandraisan-davitra ny vondrona Airtel Africa. Misy ny fiaraha-miombon’antoka ataony amin’ny orinasa Cisco, ao anatin’ny tolotra NaaS amin’ny lafiny niomerika. Mihazakazaka ny firoboroan’ny tontolo niomerika aty Afrika. Tsy mitsaha-mitombo ny filan’ny orinasa sy ny mpandraharaha. Izany no antony nametrahana ny vovonana, ny Network-as-a-service (NaaS), ahitana karazana tolotra samihafa […]




