Hiarovana ny ain’ny mpanjifa, nodoran’ny eo anivon’ny ny Talem-paritry ny Indostria, varotra, sy fanjifana (DRICC) Androy, ny fanafody tao anaty boaty 134, tao Ambovombe, ny 26 desambra 2022. Nandritra ny fanentanan’ny tompon’andraikitra tao an-toerana sy ny fanaraha-maso nataon’izy ireo, nandraisana fepetra manokana ireo fanafody ahina hiparitaka eny amin’ny mpividy. Anisan’ireo […]
Taratra
Fitrandrahana volamena : tsy ho sakanana ny vahoaka madinika
Ahitana toeram-pitrandrahana harena an-kibon’ny tany vaovao ao amin’ny distrikan’i Mandritsara, faritra Sofia. Voalaza fa volamena no mora trandrahina amin’izany toerana izany, fa eo koa ireo karazana vato sarobidy hafa sy vato indostrialy. Nitodika manokana tamin’ny mponina any an-toerana ny solombavambahoakan’i Mandritsara, Rasolomanana Olivier, momba ny ady amin’ny tsy fandriampahalemana sy […]
Malagasy : ambany loatra ny fahefa-mividy
Araka ny fanadihadiana natao, ambany ny fahefa-mividin’ny Malagasy maro an’isa. Salanisa amin’ny karama 141, 43 euros. Misy elanelana 93 % ny an’i Madagasikara sy Frantsa eo amin’izay salanisa amin’ny karama izay. Midika izany fa maro an’isa ny kely fidiram-bola sy mahantra amin’ny Malagasy, singa mampahazo vahana ny kolikoly, halatra isan-karazany,ny […]
Kaominina Ambositra : notolorana fitaovana ireo fikambanan’ny mpiompy trondro
Notanterahina tamin’ny 24 desambra lasa teo, tao amin’ny Kaominina Ambositra, ny fizarana fitaovana ho an’ireo fikambanana mpiompy trondro. Lanonana izay natrehan’i Mahatante Paubert, minisitry nyJono sy ny toekarena manga. Fikambanana mpiompy trondro miisa 10 eo no nisitraka izany. Fitaovana toy ny “moto-pompe”, “brouette”, “tuyau” ary sakafon-trondro, no nomena azy ireo […]
WWF: laharam-pahamehana ny fiarovana ny zavaboahary
Ankehitriny , miatrika krizy momba ny tontolo iainana roa ny tany , dia ny fiovan’ny toetr’andro sy fahasimban’ny zavaboahary . Tokony handray fepetra hiaro ny planeta tany isika noho ny loza efa mihatra amin’izao fotoana. Mila arovana farafahakeliny ny 30 % ny tany alohan’ny taona 2030, hiarovana ny zavaboahary ao […]