Afaka folo andro, hiatrika ny fifaninanana afrikanina “Jeux Africain”, hatao any Ghana i Madagasikara. Ho an’ny taranja tenisy ambony latabatra, “Ping Pong”, nahenan’ny minisiteran’ny Fanatanjahantena sy ny tanora (MJS) ho efatra ny isan’ny Malagasy mpilalao hiaro ny voninahimpirenena amin’izany. Araka ny fanazavana voaray teo anivon’ny federasiona malagasin’ny Ping- Pong (FMTT), […]
Taratra
SOMBIM-BAOVAO
Hotanterahina any Ghana, ny 8-24 marsa ho avy izao ny lalao Afrikanina, “Jeux Africain”. Ho an’ny taranja atletisma, miisa efatra ireo atleta ho any an-toerana. Ireo mpilalao efatra mirahavavy no hameno ny lisitra nataon’ny minisiteran’ny Fanatanjahatena sy ny tanora. Tsy ao anaty lisitra ny mpanazatran’izy ireo. Voahosotra ho tompondakan’ny fifaninanana […]
Cross country : nanjakan’ny Bebaoty ny hazakazaka
Tontosa ny alahady lasa teo, teny amin’ny Bout de piste Ivato, ny fiadiana ny ho tompondakan’Analamanga “cross country”, sokajy rehetra ho an’ny taranja atletisma. Nanjakan’ny Bebaoty ny hazakazaka 10 km, teo amin’ny “sénior”, lehilahy. Voalohany i Elysé Heriniaina, avy amin’ny Cosfa, nahatontosa ny fifaninanana tao anatin’ny 33 mn 21 s […]
Espoirs Sportifs de Tuléar: haka medaly maro amin’ity taona 2024 ity
Fanamby vaovao mihitsy no apetraky ny fikambanana Espoirs Sportifs de Tuléar (EST) amin’ity taona 2024 ity, araka ny nambaran’ny filohany, i Vital Serge. Tanjona lehibe iray ny haka medaly maro. Ankoatra ny fanatanjahantena, hiditra bebe kokoa amin’ny lafiny ara-panabeazana sy ny ara-tsosialy ny Espoirs Sportifs de Tuléar . Tsy misy […]
Fanabeazana olom-pirenena: Nisokatra ny fahitalavitra sy radio “web”
Mankalaza ny faha-10 taona nijoroany ny sekoly ambony momba ny fampandrosoana sy ny fiarahamonina (ES.DES). Tsangambaton’izany ny nisokafan’ny fahitalavitra sy ny radio an-tambajotra, natolotra tetsy Mahamasina, ny faran’ny herinandro teo.Tombony ny hahafahan’ny rehetra manaraka izany amin’ny alalan’ny fifandraisana niomerika sy ao anatin’ny tambajotra. Miompana amin’ny fanabeazana sy ho fitaizana ny […]




