Tsy nahomby ny lalao voalohany natrehin’ny Malagasy, tao anatin’ny dingana voalohan’ny fifanintsanana « Afrobasket 2025 », sokajy lehilahy. Resin’ny Elefantan’i Côte d’Ivoire ny Ankoay Niondrika nanoloana an’i Côte d’Ivoire, tamin’ny isa 77 no ho 69, i Madagasikara, omaly, tao Le Caire Egypte, nandritra ny lalao voalohany. Tany ampanombohan’ny lalao dia […]
Taratra
VAOVAO TAMBATRA
Mitentina 570 dolara ny vidim-bary iray taonina eo amin’ny tsena iraisam-pirenena, raha toa ka 342 dolara izany tamin’ny taon-dasa. Hiantraika eto amin’ny tsena anatiny ity vidim-bary ity. Ankehitriny vidina 136 000Ar ny gonim-bary 50 kilao. Mbola betsaka kosa ny tahirim-bary eny an-tsena sy hiatrehina ny maitsoahitra. Hitondra paikady dimy hampandrosoana ny […]
Conférence des parties-COP 11: handray ny fihaonambe i Madagasikara
Hotanterahina eto Antananarivo, ny 10 ka hatramin’ny 16 jona ny « Conférences des parties » (COP11) de la convention de Nairobi, andiany faha-11. Filohan’ny biraon’ny convention nanomboka ny taona 2022 hatramin’ity taona 2024 ity i Madagasikara ka hampiantrano izao fivoriambe iraisam-pirenena izao. Hasongadina mandritra io fotoana io ny ezaka ataon’ny fanjakana mahakasika […]
TETIKASA EAGER: hovatsiana vola 180 tapitrisa dolara
Mitentina hatrany amin’ny 180 tapitrisa dolara ny famatsiam-bola ny tetikasa « Autonomisation et résilience des filles en Afrique de l’Est” (EAGER). Natao hampiakarana ny tahan’ny ankizivavy hianatra sy hahaleo tena ara-toekarena izany. Hisitraka ny tetikasa ny faritra 16 izay tena mbola hita fa vitsy ny vehivavy manana fihariana ka mila fanampiana […]
« Grand salon économique de Madagascar »: hanome lanja ny toekarena malagasy
Hampivondrona ireo mpandraharaha isan-karazany ny « Grand salon économique de Madagascar », izay hatao ao Toamasina, mandritra ny telo andro. Hifampizara traikefa ny samy mpandraharaha, hampiroboroboana ny toekarena ao an-toerana. Hanehoana ny vokatra ataon’ireo mpandraharaha samihafa sy ho fampiroboroboana ny toekarena malagasy ny « Grand salon économique de Madagascar » andiany voalohany. Hetsika hatao […]




