Mitady izay hiantsampazana ny Malagasy. Mitotototo any amin’ny tontolon’ny fivavahana. Mirona any amin’ny resa-pinoana… Tao anatin’ny taona vitsivitsy izay, maro ny miantoraka any amin’ireo milaza sy mitonona ho «coach» manao ny «développement personnel», satria ireny indray no eritreretin-dRamalagasy fa hamaha ny olany. Miaina ao anatin’ny fahoriana sy fahantrana lalina ny […]
Taratra
SOMBIM-BAOVAO
Tontosa tao Faratsiho Antsirabe, ny 17 febroary lasa teo, ny fifakalozan-kevitra voalohany, nokarakarain’ny ligin’ny baolina kitra, faritra Vakinankaratra. Tanjona amin’ity hetsika ity ny hahafantarana ny olana sendrain’ny baolina kitra any an-toerana, hisorohana ny disadisa rehefa manomboka ny fifaninanana. Hotanterahina ny 2-3 marsa ho avy izao, any amin’ny Boulôdrome Tanjombato, ny […]
Orange- « Can 2023 » : norombahin’i Kiniviavy Laurencia ny lokabe
Totontosa ny alarobia lasa teo, teny Ankorondrano, ny fanomezana mari-pankasitrahana ho an’ireo olona nandray anjara tamin’ny lalao « Tous Buteurs », izay nokarakarain’ny Orange Madagascar, nandritra ny “Can 2023”. Lasan’ i Kiniviavy Laurencia, mpanjifa avy any Atsiranana, ny lelavola 1 tapitrisa Ar. Marihina fa izy no nahazo ny laharana voalohany tamin’ity fifaninanana […]
“Ligue des Champions 2024”: hanalavela ny Bayern sy ny Arsenal
Nifarana ny alarobia lasa teo ny lalao mandroson’ny ampahavalon-dalan’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa, « Ligue des Champions 2024 (LDC) », taranja baolina kitra. Azo heverina fa hafana ny fihaonana miverina amin’ity fifaninanana eoropeanina ity. Hanalavela any amin’ity fifanintsanana ity ny Bayern Munchen, Allemagne sy ny Arsenal FC, Angleterre. Tsiahivina […]
Volley-CC Zone 7 : Ekipa 30 no hifaninana manomboka rahampitso
Raikitra ny fiadiana ny ho tompondakan’ny klioba eto amin’ny faritra faha-7 (CC Zone 7), taranja volley-ball, hotontosaina eto Madagasikara. Ekipa 30 avy amin’ny firenena 5 eto amin’ny faritra faha-7 no hifaninana. Tsy misy fiovana fa hanomboka rahampitso 24 febroary ary hitohy hatramin’ny 2 marsa izao ny fifaninanana CC Zone 7, […]




