Fikambanana niorina tamin’ny taona 2022 ny Association nos enfants extraordinaires eny Ambodifasika Itaosy. Misahana ny fanabeazana sy fikolokoloana ny zaza tsy tena tomombana ara-tsaina (autiste) izy ireo. Nahatsiaro ho manana adidy amin’izany ny fikambanana Rotary club Analamanga (RCA) Vovonana ka nitondra fanampiana, ny sabotsy 17 febroary teo, teny an-toerana. Nilaza […]
Taratra
Angovo : maro ireo tetikasa atao ao anatin’ny 100 andro
Tetikasa goavana hanavao sy hanatsara ny sehatry ny angovo eto Madagasikara no hotanterahina manerana ny Nosy ao anatin’ny zato andro. Anisan’ireo andry telo lehibe iankinan’ny Politika ankapoben’ny fanjakana ny sehatry ny angovo. Ankehitriny, tafapetraka avokoa ireo tetikasam-panjakana hanatsarana ny sehatry ny angovo izay hotanterahina eto Madagasikara, mandritra ny 100 andro. […]
INDRAY MIJERY
Anisan’ireo voafantina tamin’ny tetikasa «Open Data Madagascar» na Fahazoana antontan-kevitra misokatra ny fikambanan’ny olona varira eto Madagasikara. Manana tanjona hanorina vovonana manokana ahafahana maka sy mampiasa ireo antontan-kevitra ny tetikasa ka hizara izany maimaimpoana. Nampiseho ohatra tsara ny fianakaviamben’ny mpiasa ao amin’ny CHUJRA, ny faran’ny herinandro teo, ka nanatanteraka fanadiovana […]
Toamasina : mivonona handray ny fankalazana ny Andron’ny vehivavy
18 andro mialohan’ny fankalazana ny Andron’ny vehivavy isika izao. Efa somebiseby ny any Toamasina handray amin’ny fomba makotroka ny lanonam-pankalazana izay tarihin’ny vadin’ny Filoham-pirenena, Rajoelina Mialy. Nidina mivantana tany an-toerana ny minisitry ny Mponina sy ny firaisankina, Fomendraza Haingo Elisette, ny faran’ny herinandro teo, nanao ny fandaminana niaraka tamin’ny lehiben’ny […]
Toetr’andro: andro ratsy 2 ao amin’ny ranomasimbe Indianina
Nahafeno fepetra ka nomena anarana Djoungou ilay rivodoza any amin’ny ranomasimbe Indianina. Mikisaka miatsinanana ary vinavinaina hitombo hery hatrany saingy tsy hahakasika an’i Madagasikara. Heverina hisy fiforonana rivodoza hafa ihany koa any amin’ ny faritra avaratra atsinanan’ny Nosy amin’ny fisasahan’ny herinandro. Nahitana fidinana misongadina ny tsindrin’ny habaka amin’ny faritra maro […]




