Notontosaina ny 17 febroary lasa teo, tany Soavina, ny lanonana “Gala des Champions”, taranja Motocross. Marihina fa nataon’ny federasiona malagasin’ny Moto (FMaM) ho fankasitrahana ireo mpilalao nahazo amboara tamin’ny taona 2023 lasa teo izy ity. Anisan’ireo nandrombaka izany i Mathias Plantive, tompondaka Motocross 2023. Hotanterahina rahampitso ny ampahavalon-dalan’ny “Ligue des […]
Taratra
Sesam andiany faha-4 : hatao ny 10 hatramin’ny 12 mey izao
Raikitra ny andiany faha-4 amin’ny hetsika Sesam (Sports extrêmes et salon des Arts Martiaux), izay hotontosaina ny 10 hatramin’ny 12 mey izao, ao amin’ny Lapan’ ny fanatanjahantena Mahamasina. Tsy miova ny tanjona, ny hampiroborobo ny taranja “sports extrêmes” sy ny “Arts martiaux” eto Madagasikara ary indrindra ny fanabeazana ireo tanora […]
Ping Pong – «Mondial 2024»: lavon’i Madagasikara i Nigeria
Nahazo fandresena voalohany amin’ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany, taranja tenisy ambony latabatra i Madagasikara, omaly. Resintsika ireo ekipa voafantin’i Nigeria. Notanterahina omaly, tany Busan Korea Atsimo, ny andro faharoa hiadiana ny ho tompondaka maneran-tany « Mondial 2024 », taranja “ping pong”, lalao iraisana. Tsara ny vokatra ho an’ireo Malagasy mpilalao. Resin-dry zareo tamin’ny isa […]
TARATRY ny KANTO
Mitohy ny fampirantiana momba an-dRatsimandrava. Afaka mitsidika izany ao amin’ny Trano Sary Ambohidahy, amin’ity herinandro ity, ireo liana. Ankoatra izay, hisy ny famelabelaran-kevitra sy fijoroana vavolombelona hataon’ny jeneraly Ramakavelo sy Ratsimandrava Danielle, zanaky Ratsimandrava Richard. Hotohizan-dRakotonaivo Julien, akademisianina sy mpandalina tantara ny sehatra avy eo. Vaovao ratsy ho an’ny tontolon’ny […]
Fivoriana an-tampon’ny Unesco: hampidirina anaty rafi-pampianarana ny kolontsaina
Hisy ny sehatra maneran-tany vaovao, hanamafisana ny fanabeazana ara-kolontsaina sy ara-javakanto. Amin’ny alalan’ny fampidirana izany ho ao anatin’io politika sy rafi-pampianarana io. Anisan’ny tapaka nandritra ny fivoriana an-tampon’ny Unesco, momba ny fanabeazana ara-kolontsaina sy ara-javakanto natao tany Abu Dhabi, Emirats Arabes Unis, ny 14 sy ny 15 febroary teo io. […]




