Taratra

Minisitra Olivier Jean Baptiste : « Hampiroboroboina ny fampiasana entona fandrehitra »

Natao omaly, ny fifamindram-pahefana teo amin’ny minisitry ny Angovo sy ny akoranafo (MEH) teo aloha, Andriamanampisoa Soloniaina, sy ny mandimby azy, Olivier Jean Baptiste. Hisy tetikasa vaovao ho entiny. Notaterin’ny minisitra teo aloha, Andria­mana­m­pisoa Solo­niaina, ny asa vita sy ny eo andalam-panatanterahana nandritra ny 11 volana nitantanany ity minisitera ity. […]

TARATRY ny KANTO

Anisan’ny hanamarika ny eny amin’ny IFM Analakely, anio, ny fampahafantarana ny kilalao « Tsimok’Arret ». Kilalao noforonina Malagasy zato isan-jato izy ity. Ankoatra ny maha kilalao azy, mampahafantatra zavatra maro ihany koa izy io. Anisan’izany ny fahadiovana sy ny fikajiana ny fahasalamana. Hisy ny valandresaka iarahana amin-dRajaonarivelo Raymond, izay anisan’ny mpamakilain’ny sinema […]

Fondation H: hampahafantarina ny fanenoman’i Madame Zo

Hisy ny hetsika misokatra ho an’ny rehetra, tanterahina eny amin’ny Fondation H Ambatomena, ny 20 janoary 2024. Ny mahakasika ny fanenoman’i Madame Zo na Razakaritrimo Zoarinivo no lohahevitra lehibe amin’izany. Raha tsiahivina, fanambin’ny Fondation H sy ny mpitantana azy ny hampivelatra sy hampahafantatra ny haikanton’i Madame Zo, anisan’ny sangany eo […]

Rakikira vaovao : anaty fandraisam-peo i Shyn

« Human ». Hira navoakan’i Shyn tany amin’ny volana novambra tany, izay miresaka ny fitiavan’ilay Zanahary ny olombelona, nomeny hanjaka tamin’ny tany sy ny tontolony kanefa tsy nanaja izany… Anatin’ny laza tanteraka ity hira ity amin’izao fotoana izao. Andran-tsira ho an’ny rakikira vaovao izay ketrehan’i Shyn sy ny ekipany, kasainy hivoaka afaka […]

Minisitra Andriamananoro Augustin : “Hapetratsika ilay Madagasikara ho an’ny Malagasy”

Tontosa omaly ny fifamindram-pahefana teo anivon’ny minisiteran’ny Serasera sy ny kolontsaina. Namaritra ny vinany ny minisitra vaovao, Andriamananoro Augustin. “Isaorako ny minisitra teo aloha, Rakotondrazafy Lalatiana, sy ny ekipany noho ny asa maro vitany. Inoako fa ho maro koa ny mbola hotontosainao manomboka eto”. Ampahan’ny lahatenin’ny minisitra Rahanta­nirina Vavitsara Gabriella, […]