Taratra

INDRAY MIJERY

Mampahafantatra ny kaominina Antananarivo Renivohitra fa misokatra ny fandraisana antontan-taratasy fangatahana hanavao ny fahazoan-dalana ho an’ ireo orinasa na olon-tsotra misehatra amin’ny fitaterana entam-barotra na mpianatra na mpiasa…Ao amin’ny varavarana faha-36, ao amin’ny Lapan’ny Tanàna Analakely, no hametrahana izany. Nanatanteraka fambolen-kazo tany Ankarana, Ankazobe, ny fianakaviamben’ny mpiara-miasa rehetra ao amin’ny […]

Ambatovy : hanofanana tanora ho «soudeur» matihanina

Fandaharanasa handraisan’olona hiofana arakasa amin’ny lalam-piofanana iray ny “Internship program” ato­lotry ny orinasa Ambatovy. Tanjona ny famolavolana olona ho tonga teknisianina mahafehy ny fenitra iraisam-pirenena. Natokana ho an’ny mpianatra nahazo diplaoma ny tolotra ka maniry ny ho lasa Soudeur. Telo taona ny faharetan’ny fiofanana ho an’ireo voafidy : fampitana ny […]