Fantatra omaly, ireo ekipa roa hilalao ny famaranan’ny “Grand Tournoi d’Antananarivo”. Nandrombaka ny fandresena ny US Pro Analamanga sy ny Disciples FC. Notanterahina omaly, teny amin’ny kianjan’ny Elgeco Plus by pass, ny lalao manasa-dalana ho an’ny fifaninanana “Grand Tournoi d’Antananarivo (GTA)”, taranja baolina kitra. Tafita hiatrika ny famaranana, ny ekipan’ny […]
Taratra
TARATRY ny KANTO
“Live Stream” miaraka amin’i Andri Toubi Ben. Antsan-kira fiderana ampitain-davitra no hatolotr’ity mpanakanto ity, ny zoma 12 janoary, manomboka amin’ny 8 ora alina. Azo arahina mivantana amin’ny pejy Facebook sy ny canal Youtube-n’ny Radio Oasis izany. Natao mba hahafahan’ny rehetra maneran-tany manaraka ny seho . Nizara ny fahitany sy ny […]
Théo Rakotovao: “Vola”, rakikira hamaritra ny taona 2024
Vaovao nanahaka ny taona. Vao nigadona ny 2024, nampahalala ny vokatra vaovaony i Théo Rakotovao. “Vola”, rakikirany fahatelo, navoakan’ity mpanakanto ity . Azo jifaina avy hatrany amin’ny alalan’ny “streaming”, amin’ireo fanjifana mozika maneran-tany, toy ny “Spotify”, “apple Music”, “YouTube”, sns, ity rakikira tsinjarain’ny Distrokid ity. Mirakitra hira vaovao 12 ny […]
Tarika Baobab : mitohy any Italia ny « Tour Europe »
Taona niavaka ! nahavita seho maro ny tarika Baobab nandritra ny 2023. Ankoatra ny fanafanana lanonana samihafa teto an-tanindrazana, maromaro ny hetsika tany ivelany. Niditra tamin’ny «Tour Europe» andiany faharoa ny tarika ny volana desambra lasa teo. Tontosa soa aman-tsara ny lanonana faran’ny taona tao Marseille. Tsy sakana ny tsy […]
« La Nouvelle Terre, Ilay Tany vaovao » : hetsika hanehoana ny maha izy azy ny tany
Mandray anjara lehibe amin’ny fanabeazana sy fitaizana ny haikanto. Hita taratra izany amin’ny ranty, « La Nouvelle Terre, Ilay Tany vaovao », hitaomana ny olona ho tomponandraikitra amin’ny tany. Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy, ny sabotsy, teny amin’ny Hakanto Contemporary, Ankadimbahoaka, ny fampirantiana «La Nouvelle Terre, Ilay Tany vaovao». Aharitra hatramin’ny […]




