Natolotra ny fampanoavana omaly, ny jiolahy iray nisoloky ho iraka manokana avy amin’ny Arena, misy ny foibe nasionalin’ny antoko TGV. Ny sabotsy 23 desambra 2023 teo no nisy olona tonga nitaraina tao amin’ny kaomisarian’ny polisy ao Arivonimamo, momba ny fisian’ity mpisoloky gagilahy ity. Voaporofo fa ao amin’ny tanàna iray antsoina hoe […]
Taratra
Avy nigadra teny Antanimora: jiolahy nahatrarana basy mahery vaika
Vao avy namita sazy teny Antanimora, nahatrarana basy mahery vaika sahady ny jiolahy raindahiny iray tetsy amin’ny fokontany Soamanandrariny, kaominina Ambohimangakely, distrikan’Avaradrano, afakomaly. Naharay loharanom-baovao ny zandary miasa ao Ambohimangakely fa mihazona fitaovam-piadiana ny lehilahy iray. Nidina ifotony nisava ny trano fonenan’io olona voatondro io, araka izany, izy ireo. Tratra […]
Nandritra ny fetin’ny krismasy: olona efatra namono tena
Vehivavy roa sy lehilahy roa namono tena fa avotry ny mpitsabo tetsy amin’ny HJRA, nandritra ny fankalazana ny fetin’ny Noely teo. Nahitam-pihenana kosa ny antontanisan’ny olona niditra hopitaly. « Amin’ny ankapobeny, ny tsy fahazakana sakafo nandritra ny fety sy ny vokatry ny lozam-pifamoivoizana no tena antony nahamaro ny tranga nidiran’ny olona […]
Sombim-baovao
Norombahin’ny Manchester City, anglisy klioba ny famaranan’ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany ho an’ireo klioba “Mondial de Club 2023”. Lavon’izy ireo tamin’ny isa 4 no ho 0 ny Fluminense Brezila ekipa. Marihina fa nahazo amboara efatra ny Manchester City tamin’ny taom-pilalaovana 2022-2023. Nisaraka ady sahala 1 no ho 1 ny […]
Basikety-FIBA WABC LEVEL 1: Malagasy mpanazatra roa afa-panadinana
Nanome fiofanana ho an’ny mpanazatra avy amin’ny firenena 4 (Maorisy, Seychelles, Kaomoro ary Madagasikara) ny manampahaizana avy amin’ny FIBA, Uariachi Naoufal, ny fiandohan’ity volana desambra ity. Fiofanana natao tany Maorisy, nandritra ny 7 andro. Mpiofana mpanazatra 14 mianadahy no nanaraka izany ka Malagasy ny roa amin’izy ireo. Nisy ny fanadinana […]




