Tsy tana ny ain’ny zazalahy 5 taona, tao amin’ny kaominina Farahalana, distrikan’i Sambava, ny 24 desambra teo. Hividy gilasy io zazalahy io ka tra-doza tampoka. Nierikerika teny amin’ny sisin-dalana ka nianjera tao anaty apombo nirehitra. Tafiditra tao afovoan’ny afo io zaza io ka nifamonjen’ny manodidina. Voakasiky ny afo anefa ny […]
Taratra
Tselatra
Naratra mafy ny vehivavy iray tratry ny lozam-pifamoivoizana teny Marais Masay, omaly maraina. Moto nanao taingin-droa no nifandona tamina fiara tsy mifidy lalana iray. Fantatra fa vokatry ny fandehanana mafy no nahatonga ny loza. Nentina haingana nihazo ny hopitaly ireo naratra. Tsy nisy kosa ny aina nafoy. Potika tanteraka ilay […]
Atletisma – Lalao Olympika: tsara toerana hahazo «wild card » i Sidonie
Mikatsaka mafy ny hahazo fanasana manokana «wild card», hiatrehana ny lalao Olympika (JO 2024), any France ny federasiona malagasin’ny atletisma amin’izao fotoana izao. Manakaiky izany i Sidonie Fiadanantsoa, manana ny isa ambony indrindra. Hanamarika ny fifaninanana iraisam-pirenena amin’io taona 2024 io, ny lalao Olympika (JO 2024), tanterahina any Paris France. […]
Fetin’ny Krismasy: olona 7 maty, 150 nandalo fizahana teny amin’ny hopitaly.
Fety tsy ialana loza ! Tohivakana ireo olona nandalo fizahana tao amin’ny hopitaly HJRA Ampefiloha nandritra ny fetin’ny Krismasy. Olona 150 nandalo fizahana raha fito kosa ireo maty… Tatitra voaray avy amin’ny mpitsabo ao amin’ny sampana vonjy taitra eo anivon’ny hopitaly HJRA, nanomboka ny alahady sy ny alatsinainy andron’ny Krismasy (tolakandro) […]
AJS Mada Tsiadana : hisy lalao fihantsiana efatra
Hotanterahina rahampitso, eny amin’ny kianjan’ny Oniversite Ankatso, ny fankalazana ny fahadimy taona nijoroan’ny Association des jeunes sportifs (AJS) Mada Tsiadana. Araka izany, hisy lalao fihatsiana efatra eny an-toerana, amin’ny taranja Rugby. Marihina fa ny AJS dia sekoly ara-panatanjahantena mitaiza ny ankizy amin’ny alalan’ny Rugby. Tsara ny mampahafantatra fa hotolorana amboara […]




