Nankatoavin’ny fitsarana ara-panatanjahantena tany Eoropa ny fifaninanana Super League. Maro tamin’ireo klioba sangany tany Eoropa nefa no tsy nanaiky ny hilalao sy hifaninana amin’izany. Anisan’izany ny PSG France, ny Bayern Allemagne, ny Manchester City Angleterre, ny AS Roma Italie. Mitarika eo amin’ny laharana voalohany amin’ ny fiadiana ny ho tompondakan’i […]
Taratra
Basikety sokajy lehilahy : fahatelo eto Afrika ny Ankoay
Nivoaka ny filaharana eto Afrika sy maneran-tany, eo amin’ny taranja basikety, lalaovin’olona 3, taona 2023. Ho an’i Madagasikara, laharana fahatelo no misy ny Ankoay lahy eto Afrika, izay nahazo isa 679 668 ary faha-35 kosa maneran-tany. Laharana faha-9 kosa no misy ny Ankoay vavy, eto Afrika. I Egypta no mitana […]
Kitra – «Grand Tournoi d’Antananarivo» : hanalavela amin’ny Ajesaia ny Disciples FC
Fantatra avokoa ireo ekipa hidona amin’ny fiadiana ny manasa-dalan’ny “Grand Tournoi d’Antananarivo”, taranja baolina kitra. Hifanehitra eo amin’ny manasa-dalana ny samy “Pro league”, ny Disciples FC sy ny Ajesaia. Tontosa omaly zoma, teny Andoharanofotsy ny antsapaka ho an’ireo ekipa efatra tafita hiatrika ny manasa-dalana, hiadiana ny “Grand Tournoi d’Antananarivo”, taranja […]
VAOVAO TAMBATRA
Mitohy hatrany ny fanaraha-maso akaiky ny fenitra sy ny kalitaon’ny entana amidy eny an-tsena amin’izao ankatoky ny fety izao. Mitarika ny hetsika ny kaomisera sy ny mpanara-maso ny varotra eny anivon’ny minisitera. Noentanina ny mpivarotra hijery tsara ny datin’ny entana amidy sy hikajy hatrany ny fahadiovany. Voarara ny fanjonoana, ny […]
Paositra malagasy – hajia vaovao : manome voninahitra an’i Rado
Natolotra tamin’ny fomba ofisialy ny alakamisy teo, teny Ankorondrano, ny hajia vaovao hanomezam-boninahitra an’i Rado na Andriamanantena Georges, ilay mpanoratra fanta-daza. Niaraka natolotra nandritra io fotoana io ihany koa ny hajia iray hafa maneho ireo karazana sokatra dimy tsy misy afa-tsy eto Madagasikara. Manan-kery sy mbola miasa ny hajia na […]




