Taratra

Atsinanana: vita ny lalana 20 km

Tanàna tsy nandehanan’ny fiarakodia hatramin’izay ny eo amin’ny kaominina Ampasimbe Onibe any Toamasina II mankany amin’ireo fokontany marobe. Vaky ny lalana, afaka mivoaka ny vokatra ary tonga any ifotony koa ny mpanangom-bokatra, indrindra amin’izao fisokafan’ny fiotazana letisia izao. Sambany ! Vita ny lalana mirefy 20 km, mampitohy ny kaominina Ampasimbe Onibe […]

Fandraharahana: olana ho an’ny tanora ny famatsiam-bola

Mipetraka olana ho an’ny tanora malagasy entiny handraharahana ny sehatry ny famatsiam-bola.  “Tsy tokony ho sakana ho azy ireo izany raha toa manomboka amin’ny zavatra eo am-pelatanany izy ireo”, araka ny fanazavan’ny tomponandraikitra eo anivon’ny GCI Antananarivo, Hasina Rakotonanahary. Manatona ho azy ny mpamatsy vola rehefa mandroso vokatra atao. Tafiditra […]

Tetibolam-panjakana 2023: hiatrehana ny fiakaran’ny vidim-piainana

Hanomboka anio ny asan’ny vaomieran’ny vola ao amin’ny Antenimierampirenena, ary amin’ny 25 novambra 2022 ny fivoriambe momba ny tetibolam-panjakana 2023. Hanao ny fanadihadiana izany kosa ny fiarahamonim-pirenena. Araka ny tatitry ny fanjakana, mikorontana izao tontolo izao noho ny zava-misy eto an-toerana sy maneran-tany. 4,2 % ny tahan’ny harinkarena ho an’ny […]