Misokatra ny fandraisana fisoratana anarana ho an’ny Ecole doctorale en sciences et techniques de l’ingénierie et de l’innovation (D1) EDSTII, eny anivon’ny onivesiten’Antananarivo. Natokana ho an’ny olona manana ny mari-pahaizana Master na DEA avy amin’ny sekoly ambony Vontovorona, IST, IES ho an’ny taom-pianarana 2023-2024 izany. Lalam-piofanana sivy no afaka isoratana […]
Taratra
INDRAY MIJERY
Misy mpiray ombon’antoka azo ambara ho matihanina no tsy maharaka ny fivoaran’ny fiheverana ny fahasembanana, ka miteraka olana amin’ny fifehezana ny fampiatiana. Io ny nambaran’ny filohan’ny tambajotra malagasy ho an’ny fahasembanana, Rakotondrazafy Falihery. Entanina ny mpiasan’ny fahasalamana hanao tomban’ezaka ny asa vita rehetra nandritra ny taona amin’ny sampana misy azy […]
Atsimo Andrefana : hahatratra 40°C ny maripana
Tsy hisy tranga mahery vaika ahina hiseho mandritra ity herinandro ity, araka ny fampahafantarana avy amin’ny Foibe famantarana ny toetry ny andro. Amin’ny ankapobeny, tso-drivotra malefaka miovaova izay tsy marin-toerana any amin’ny ilany andrefana sy avaratra andrefana no hamaritra ny toetry ny andro hatramin’ny zoma ho avy izao. Tsy ho […]
HUJR BEFELATANANA: tanora no betsaka voan’ny Sida, hoy ny profesora Mamy Randria
Mitondra fanazavana lehiben’ny sampandraharahan’ny areti-mifindra ao amin’ny CHUJR Befelatanana fa tena misy ny aretina VIH/Sida. Mihabetsaka ny olona marary raisin’izy ireo an-tanana ankehitriny. “Ny tanora no tena betsaka voan’ny Sida sy mitondra ny tsimokaretina VIH/Sida. Misy koa ny olon-dehibe mihoatra ny 60 taona”, hoy ny profesora Mamy Randria. Misy dingana […]
TARATRY ny KANTO
Tontosa omaly, ny fanamarihana ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny filatsahana an-tsirapo. Nisafidy ny Akany Fitahiantsoa ny minisiteran’ny Kolontsaina sy ny serasera, nanaovana “Tagnamaro”. Nanajary, nandoko, nanavao ny zaridaina sy nizara fanomezana ho an’ny ankizy ary fitaovana ho an’ny akany no natao nandritra izany. Nandramana ary nahomby. Fantatra fa hotohizana ny […]




