Efa miaina tanteraka ao anatin’ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany amin’ny baolina kitra, “Mondial 2026”, ny rehetra amin’izao fotoana izao. Manoloana izany, manomana lalao roa ny World Cola (Woco) sy ny orinasa Star, amin’ny alalan’ireo vokatra vaovao vokariny. Nampahafantarina teny Andranobevava izany, ny alarobia lasa teo. Ho hita amin’ireo tavoahangy […]
Taratra
Kianja Barea Mahamasina: Ahina tsy handray ireo lalao hifanintsanana Can 2027
Taorian’izay volana maromaro niresahana fa hatao bozaka safiotra “hybrides” ny Kianja Barea Mahamasina izay, tsy nahenoina resaka intsony ny tohin’ny asa fanamboarana. “Hampiantrano ny lalao fifanintsanana Can ihany ve ny kianja Barea?” Io ny fanontaniana ao an-tsain’ny mpankafy maro amin’izao fotoana. Ny 21 septambra – 6 oktobra ary ny 9-17 […]
VAOVAO TAMBATRA
Ho tapaka ny fifamoivoizana any amin’ny lalam-pirenena RN2, eo amin’ny PK61 hatramin’ny PK63, eny Mandraka, anio. Hanomboka amin’ny 1 ora hatramin’ny 2 ora tolakandro izany. Antony, noho ny fanapoahana vato, ilaina amin’ny fikojakojana sady fanarenana ny RN2. Tsy misy ny fivilian-dalana, mandritra ireo fotoana ireo. Miisa 7 ny tohodrano vita […]
Laboratoara eny amin’ny Ladoany : Nanome fitaovam-pitiliana siantifika i Chine
Naneho ny fanohanany ny Fadintseranana Malagasy, omaly, ny firenena sinoa. Nanolotra fitaovam-pitiliana siantifika maromaro, hampitaovana ny laboratoara ao anatin’ny Foibe akademian’ny Ladoany malagasy any Toamasina izy ireo. Nilaza ny tale jeneralin’ny Fadintseranana malagasy (DGD), Randrianjafy Antoine, fa zava-dehibe miavaka ity nataon’ny firenena sinoa ity, satria, hanampy sy hanatsara ny asan’ny […]
Fizahantany : Azo tratrarina ny vahiny 600 000 isan-taona
Nosokafana omaly 11 jona, eny amin’ny CCI Ivato, ny Foara iraisam-pirenena ho an’ny fizahantany (ITM) andiany faha-12, sy ho an’ny asa tanana IHM, andiany fahatelo. Lohahevitra noraisina ny hoe: Ny harena maha olombelona, fototry ny dia mankaty Madagasikara ». Haharitra hatramin’ny alahady 14 jona 2026 ity fotoan-dehibe ity. Nasongadin’ny Filohan’ny filankevi-pitantanan’ny […]





