Raha vao miresaka Ny Eja, mby ao an-tsaina avy hatrany ireo tononkirana mpanakanto tsy afaka am-bavan’ny maro, izay nosoratany. Eo koa i Avelo Nidor, amin’ireo sanganasany tsy afaka am-bavan’ny maro, indrindra ireo mpanaraka ny tontolon’ny haisoratra. Mpanakanto roa samy manana ny maha izy azy eo amin’ny tontolon’ny literatiora no hiray […]
Taratra
Unesco: nomarihina ny « Andro maneran-tany ho an’ny filozofia »
Alakamisy fahatelo ao anatin’ny volana novambra. Natokan’ny Unesco ho « Andro maneran-tany ho an’ny filozofia ». Notanterahina teny amin’ny Oniversiten’Antananarivo Ankatso ny hetsika mifanandrify amin’izany. « Ahafahana manokatra fijery indray, indrindra indrindra adihevitra amin’ny fiainan’ny zanak’olombelona. Natokana hieritreretana ny olombelona sy ny ampitsony ihany koa ity Andro maneran-tany ity », hoy Ravelojaona Manda, […]
Rindram-piarahamonina malagasy: saba-droa lela ny « marimaritra iraisana »
Tahaka ny firenena rehetra, manana izay heveriny fa hampirindra ny fiarahamonina misy azy ny Malagasy. Iray amin’ireny ny « marimaritra iraisana ». Saika nahitana azy io ny ankamaroan’ny sehatra niainany. Noraisina ho fomba mihitsy aza izy io taty aoriana, hany ka sarotsarotra ny niala na ny nanala azy amina tranga tsy maintsy […]
CUA-orinasa Jocker Marketing: hanavao sy hanangana abribus 50
Notanterahina omaly tetsy amin’ny Lapan’ny Tanàna Analakely ny fanaovan-tsonia fifanaraham-piaraha-miasa teo amin’ny kaominina Antananarivo Renivohitra sy ny orinasa Jocker Marketing. Mikasika ny fanavaozana sy fananganana Abribus vaovao eto Antananarivo Renivohitra, izay ahitana toerana 50 no fototry ny fifanarahana. 41 amin’izy ireo no hasiana fanavaozana fa ny sivy ambiny kosa hijerena […]
Masoivoho japoney: nanolotra fitaovana ho an’ny Polyclinique
Notanterahina, omaly maraina, ny fanaovan-tsonia ny tetikasa fanomezana fiara mpamonjy voina sy milina mpamokatra herinaratra ho an’ny hopitaly Polyclinique Ankadifotsy. Ny masoivohon’i Japana, i Abe Koji sy ny Masera Rahantasoanjanahary Marie Euphémie, talen’ny Polyclinique no nanao izany. Mitentina 72 euros na 281 tapitrisa ariary ireo fitaovana ireo. Tafiditra ao anatin’ny […]