Hotontosaina eny amin’ny kianja Makis Andohatapenaka ny alahady ho avy izao, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja Rugby, sokajy vehivavy. Hisy lalao roa eny an-toerana mandritra izany. Anisan’izany ny fifanandrinan’ny FTVL Lalamaty sy ny ASUT ary ny adin’i Sabnam Sabotsy sy ny Rosa Antohomadinika. El Hadari, Malagasy mpilalao baolina […]
Taratra
Fifanintsanana « Mondial 2026 »: hifanandrina amin’i Comores i Madagasikara
Notanterahina ny alatsinainy lasa teo ny andro faharoan’ny fifanintsanana isam-bondrona hiatrehana ny “Mondial 2026”, taranja baolina kitra. Raha ho an’ny sokajy “I”, nahazo isa telo i Madagasikara rehefa nandresy an’i Tchad tamin’ny isa 3 no ho 0, tany Maroc. Ny ekipam-pirenen’i Comores no hifanandrina amin’ny Malagasy mpilalao, ny volana jona […]
Amboaran’i Madagasikara : hanala vela amin’ny Tam ny Mang’Art
Hanomboka ny alahady ho avy izao, etsy amin’ny kianja Makis Andohatapenaka, ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, taranja Rugby. Anisan’ireo lalao tena andrasan’ny maro ny fifanandrinan’ny Tam Anosibe sy ny Mang’Art Manjakaray. Mbola manala vela amin’ny ekipan’Anosibe ny mpilalaon’i Manjakaray. Lavon’ny Tam tany amin’ny segoandra farany ny Mang’Art nandritra ny ampahavalon-dalan’ny […]
“Road to BAL” – Elites 16 : resin’ny City Oilers 81 no ho 76 ny Cospn
Niditra an-tsehatra omaly, ao anatin’ny dingana faharoan’ny fifanintsanana amin’ny “Road to BAL”, Elites 16, taranja Basikety, ny Cospn Madagasikara. Fifaninanana tontosaina any Johannesburg, Afrika Atsimo. Isa 5 monja ny nandavoan’ ny City Oilers avy ao Ouganda ny ekipan’ny Cospn Madagasikara, nandritra ny andro voalohany, omaly. Niady tanteraka ny fihaonana ary […]
VAOVAO TAMBATRA
Laharam-pahamehan’ny CNIM ny tontolon’ny fambolena, ny lamba, ny lohamenaka, ny indostria mpanodina ny harena an-kibon’ny tany ary ny famokarana angovo azo avaozina. Hanao tatitra isaky ny enim-bolana momba ny fandrosoan’ny fanatanterahana ny fifanekena ny filankevitra nasionaly ho amin’ny fampiroboroboana ny indostria eto Madagasikara. Nisokatra omaly tamin’ny telo ora tolakandro, ny […]




