Rugby. Notanterahina teny amin’ny kianja Makis Andohatapenaka ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, ho an’ny Federal 2. Nahazo fahombiazana indray ny 3F5 Amboditsiry. Lavon’izy ireo tamin’ny isa 19 no ho 10 ny FTA Anjanahary. Araka izany, ity no faharesena faharoa azon’ny FTA Anjanahary. Notanterahina ny sabotsy lasa teo, ny andro […]
Taratra
Basikety N1A: samy nampiseho ny maha sangany azy ny Cospn sy ny GNBC
Lalao nanamarika ny andro fahefatra omaly, ao anatin’ ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara N1A, taranja basikety, ny fihaonan’ny Cospn Analamanga sy ny GNBC Analamanga, sokajy lehilahy. Niady tanteraka ny lalao teo amin’ny roa tonta ary samy nampiseho ny maha sangany azy ny andaniny sy ny ankilany. Nifandimbiasana ny famonoam-baolina ary […]
Tenisy : maniry ny ho lasa mpanazatran’ny ekipam-pirenena malagasy i Miary Zo
Mandalo eto an-tanindrazana, Rakotondramboa Miary Zo, Malagasy mpilalao tenisy. Mitondra ny traikefany ary mizara sy mifanakalo hevitra amin’ ireo zandry mpilalao sy mpanazatra ary mpanabe ny tenany. Manampy ara-pitaovana ihany koa izy sy ny ekipany. Namaly an-kitsim-po ny fanontanian’ny mpanao gazety, Rakotondramboa Miary Zo, mpilalo tenisy ny sabotsy lasa teo, […]
TARATRY ny KANTO
Sokafana rahampitso, etsy amin’ny Tranombokim-pirenena Anosy ny «Herinandron’ny Havatsà-Upem». Ny maraina, lanonam-panombohana. Manomboka amin’ny 2 ora tolakandro kosa ny tafa miaraka amin’ireo mpanonta boky, fiantsana tononkalo ary seho an-tsehatra samihafa. Marihina fa tafiditra ao anatin’ny faha-71 taonan’ity fikambanana ity izao hetsika izao. Handalo eto Madagasikara ilay teratany frantsay Léo Marillier, […]
« Nofy Maitso» andiany faharoa : tanjona ny hitondra fanabeazana amin’ ny alalan’ny haikanto
Tontosa omaly tolakandro, teny amin’ny Esplanade La Mairie Toamasina, ny lanonana famaranana ny fifaninanana «Nofy Maitso» andiany faharoa. Fifaninanana «Slam poèsie» no notanterahina tao anatin’izao hetsitka izao. Mpiangaly «Slam» maro samihafa, avy amina tanàna sivy no tonga nanome lanja izany. Ankoatra ny famaranana ny fifaninanana, nisy ihany koa ny fampisehoana […]




