Fampirantiana sy lalao fifaninanana no nentina nanokatra ny “Festival des livres Thrillers” andiany faharoa, teny amin’ny Alliance française d’Antananarivo (Aft) Andavamamba, ny faran’ny herinandro teo. Raha tsiahivina, nanomboka ny 21 oktobra 2023 ary tsy hifarana raha tsy ny 31 oktobra 2023 ity hetsika lehibe ity. Mampiavaka azy ny fanehoana sy […]
Taratra
Misaona ny kanto malagasy : nodimandry ny andrarezina Abel Ratsimba
Mpamoron-kira, mpihira, anisan’ny ngezalahy ! Nitoeran’ny talenta tsy manam-paharoa. Tsy ho hita eny an-tsehatra intsony… Nindaosin’ny fahafatesana i Abel Ratsimba ! «Ray alina ô», «Kinanjo», «Sahinao», «Lasa ianao», «Ny foko vao nitia»… Hira anisan’ny nahafantarana an’i Abel Ratsimba. Nodimandry ny sabotsy 21 oktobra, teo amin’ny faha-86 taonany ity mpamoron-kira sady mpihira manana […]
Fiserana tany sy trano : mitombo ireo orinasa miantsehatra
Sehatrasa anisan’ny manana ny maha izy azy, nefa somary tsy tafapetraka amin’ny toerana tokony ho izy ny asan’ny Mpahay mari-trano eto Madagasikara. Maro ny olana sy antony mahatonga izany, araka ny nambaran’ny tomponandraikitra. Mankalaza ny faha-30 taona nisiany ny « Ordre des Architectes Malagasy » na ny OAM, amin’ity taona 2023 ity. […]
FANTINA sy FINTINA
Miisa 19 340 ny fokotany manerana ny Nosy, voarakitra ao anatin’ny rejisi-pifidianana nasionaly, nofaranana ny 20 jolay teo. Tafiditra ao anatin’io ny fokotany voarakitra amin’ny lalàna 2018-011 sy ny noraiketina tamin’ny alalan’ny didim-panjakana sy didim-pitondrana, araka ny fanazavana nentin’ny tale misahana ny raharaham-pifidianana sy ny eo anivon’ny Ceni. Nanara-dia ny […]
Hetsiky ny kandidà 11: tsy nanao sonia ny fifanarahana i Siteny R.
Notanterahina teny amin’ny Coliseum Antsonjombe, ny « Concert Fotsy », nokarakarain’ny kandidà 11, niarahana tamin’ireo Malagasy mpihira, maro samihafa. Tonga nanatrika izany ireo mpanohana sy mpiara-dia ireto kandidà ireto. Nandritra izany, nisy ny fanaovan-tsonia ny fifanarahan’izy ireo amin’ny tsy hanatanterahana ny fifidianana. Tsy nanao sonia izany Randrianasoloniaiko Siteny fa nisafidy ny hanao […]




