Tsy eto an-toerana ihany fa hatrany ivelany, tsy tapaka fa mitohy ireo hetsika ho fampivelarana sy ho fanomezana aina ny teny malagasy. Hotontosaina ny sabotsy 18 novambra izao, ao amin’ny Institut national des langues et civilisations orientales (Inalco) 65 Rue des Grands Moulins, 75013, Paris, ilay fifaninanana « Soratonon’2023 ». Hozaraina sokajy roa […]
Taratra
Fahendrena sy soatoavina: tsy manan-katolotra intsony ny Malagasy ?
« Ny valala tsy an-tanana tsy atolo-jaza”, hoy ny ohabolana malagasy. Eo amin’ny lamina voajanahary indray: “izay ananana ihany no omena”. Nisy nitazona ary ve ny fahendrena malagasy? Ny zaza malagasy, tsy manaja mpampianatra. Ny tanora, manivaiva raiamandreny. Ny olon-dehibe, tsy mifanome hasina, sns. Ka izay ananany ihany ange no omeny […]
SOMBIM-BAOVAO
Basikety N1A. Niady tanteraka ny lalao nifanandrinan’ny TGBC Betsiboka sy ny SBC Vakinankaratra, nandritra ny andro voalohan’ny fifaninanana nasionaly N1A, sokajy lehilahy. Isa 69 no ho 67 no nahazoan’ny TGBC ny fandresena. Nahazo fandresena ihany koa ny GNBC Analamanga sy Ascut Atsinanana. Hotanterahina eto Antananarivo manomboka ny 30 oktobra – […]
Basikety-Heritiana Mickael : hanohy fianarana sy basikety any Etazonia
Tsy mitsahatra misondrotra hatrany ireo Malagasy mpilalao, eo amin’ny taranja basikety. Taorian-dRabibisoa Jerry Pépin, anjaran’i Heritiana Fabrizio Mickael na i Mickakely indray izao no hisidina any ivelany. Hanohy ny fianarany any Etazonia ity Malagasy mbola tanora ity ary hanohy hilalao ny basikety ihany koa. Ao amin’ny Downey Christian School ao […]
Tsipy kanetibe : hofantatra tsy ho ela ireo mpilalao Junior
Ho fantatra amin’ny faran’ny volana oktobra ho avy izao ny anaran’ireo Malagasy mpilalao efatra hiaro ny voninahi-pirenena malagasy mandritra ny Mondial 2023, taranja tsipy kanetibe. Fifaninanana maneran-tany izay atao any Bangkok Thailande, ny 23-26 novambra ho avy izao. Ny sokajy “senior” vehivavy sy ny “Junior”, sokajy lehilahy no manao izany […]




