Navidiky ny lakana nentiny ka niara-namoy ny ainy ny roa lahy naka vilona tao Ampanotokana, distrikan’Ambohidratrimo, ny sabotsy 14 oktobra lasa teo. Nanao ny asa fanaony toy ny mahazatra ireo roa lahy. Naka vilona izy ireo ka natao tao anaty gony izany. Niakatra teo ambony lakana nitondra ireo sakafom-biby ireo, […]
Taratra
TSELATRA
Manao antso avo ho an’ny mpiasa rehetra, na mpiasam-panjakana na mpiasan’ny orinasa tsy miankina, hanatevin-daharana ny tolona atao anio ireo kandidà 11. Mila sahy mijoro ny rehetra, hoy ny solontenan’izy ireo, nandritra ny hetsika nataon’izy ireo niainga teny Ambodimita ka nifarana teo Ambodivonkely-Ambohimanarina, omaly. Vonona hiatrika fifidianana izy ireo saingy […]
Nolerana zava-maranitra : lehilahy “transitaire” hita faty tao an-tranony
Lehilahy iray mipetra-drery hita faty tao an-tranony tao Besakoa, Toliara, omaly maraina. Novonoin’ny olon-tsy fantatra tamin’ny zava-maranitra izy. Namoy ny ainy tao an-trano fonenany ny lehilahy iray misehatra amin’ny orinasa mpampita entana iray na “transitaire”, tao amin’ny fokotany Besakoa, Toliara, omaly maraina. Naharay fampahafantarana ny zandarimaria avy eo anivon’ny sampana […]
Faha-25 taonan’ny Radio Feon’Imerina : nifanakaiky ny mpihaino, ny mpiasa ary ireo mpanakanto
25 taona nampintana ny kanto, ny kolontsaina, ny vaovao ary ny soatoavina lalainy ny onjampeo Feon’Imerina. Nandritra izay 25 taona izay, nanana ny mpanaraka sy mpankafy azy ny radio. Taorian’ny fampisehoana fanokafana tetsy amin’ny CCEsca Antanimena, nitohy tamin’ny fitsangantsanganana lehibe indray ny fankalazana, ny sabotsy lasa teo. Nifamotoana teny amin’ny […]
TARATRY ny KANTO
Mampiranty any Grenoble i TangalaMamy. “Nourrir demain” ny lohahevitry ny saripika hataon’ity mpaka sary matihanina ity, ao amin’ny oniversiten’i Grenoble, manomboka anio. Saripika maneho ny fambolena, ny sakafo sy ny olombelona ireo nosafidian’i Tangala Mamy haranty, hatramin’ny 20 oktobra ho avy izao. Ho avy any Antsiranana ny Logos Hope. Ilay […]




