Nahoraka ny ampamoaka nataon’ny filohan’ny Antenimierandoholona, Razafimahefa Herimanana, omaly. Mitsipaka izay nambarany ny governemanta ka miampanga azy ho mpanakorontana. Nanaitra ny fisehoan’ny filohan’ny Antenimerandoholona, Razafimahefa Herimanana tamin’ny fahitalavitra vahiny, omaly alina. Nilazany fa noterana ny tsy handray fahefana izy ka haleha ho ambasadaoro any ivelany. Noho ny tahotra sia nanaiky […]
Taratra
TSELATRA
Raim-pianakaviana iray namoy ny ainy vokatry ny ratra mafy nahazo azy tao Tanambao Verrerie, afakomaly. Nody alina, tamin’ny 12 ora, io lehilahy 58 taona io. Miasa ao amin’ny Spat ao an-toerana, anisan’ireo mpibata entana izy. Nihosin-dra ny tarehiny rehefa izy avy namonjy lanonana. Hatairana ny an’ny fianakaviany nahita ity raim-pianakaviana […]
Kandida siteny: nosamborina ny roalahy mpiambina azy
Nosamborin’ny mpitandro filaminana tampoka ny mpiambina roa lahy an’ny kandidà ho filoham-pirenena, Siteny Randrianasoloniaiko, tetsy Antaninarenina, omaly tolakandro. Nisakafo tao amin’ny trano fandraisam-bahiny iray eny an-toerana izy ary nitafa tamin’ny mpanao gazety mahakasika ny tontolon’ny fanatanjahantena. “Tsy nisy nanampo na inona na inona izahay”, hoy ny nambaran’ny nanatri-maso. Tampoka anefa, […]
Vola sandoka : mpisoloky nahatrarana 8 tapitrisa Ar
Mpanao vola sandoka iray sarona teo am-panakalozana vola sandoka mitetina 8 600 000 Ar tao Miandrivazo, afakomaly. Manaparitaka ny vola tsy tena izy ao an-toerana ity lehilahy tra-tehaka ity. Nahazo loharanom-baovao ny teo anivon’ny polisim-pirenena fa misy manakalo vola 20 000 Ar sandoka manerana ny kaominina ao an-toerana. Nanao paikady manokana nanatrarana io […]
Halatra gisa : lehilahy iray matin’ny fitsaram-bahoaka
Lehilahy iray nangalatra gisa no matin’ny fitsaram-bahoaka. Tao amin’ny kaominina Feramanga Avaratra, distrikan’Ambatondrazaka no nisehoan’izany ny zoma 6 oktobra teo. Efa lafony teny an-tsena ny gisa nangalarin’ny lehilahy iray, tao amin’ ny fokontany Ambohimanarivo, kaominina Feramanga, ny talata 3 oktobra teo. Malaza ratsy amin’ny hala-boty ao amin’io fokontany io ity […]




