Hampahafantatra ny rehetra manodidina ny trano, ny vokatra ataony ary ny mampiavaka ny mpiantsehatra isan-karazany ny “Salon international de l’habitat. Hisy ny fihenam-bidy mandritra izany. Vonona na ireo mpandray anjara na ireo mpikarakara ny hetsika “Salon international de l’habitat”, (SIH) izay hatao eny amin’ny Parc des expos, Forello Tanjombato, ny […]
Taratra
Atsimo Atsinanana sy Fitovinany : trano fanodinana kafe sy tohodrano
Natolotra ny 5 oktobra teo ny trano fanangonana sady fanodinana kafe any amin’ny kaominina Vohitrambo, Disstrikan’i Farafangana faritra Atsimo Atsinanana. Nanolotra izany ny solontenan’ny minisiteran’ny Fambolena sy ny fiompiana (Minae), ny talen’ny Kabinetra Rasoanaivo Jocelyn, ny governoran’Atsimo Atsinanana, ny Dr. Mahafaky Justin, ny fitantanam-paritra (DRAE) ary olo-manan-kaja maro. Tsara ny […]
INDRAY MIJERY
Misy atrikasa fanofanana ireo mpisehatra nanomboka omaly hatramin’ny zoma, ho fanehoana ny fotokevitra fototra, ny rafim-pandaminana, ary ny andraikitry ny mpisehatra samihafa amin’ny fampiharana ny « Validation des acquis de l’expérience (VAE) », Manohana ny Tetikasa « Jeune Malgache Compétente au Travail (JMCT) ». Hisy orana tandrifin-drahona arahin-kotroka amin’ ny afovoantany sy ny morontsiraky […]
TRANO MORA : maro ireo nisitraka, nomen’ny fanjakana
Tontosa tamin’ity herinandro ity ny fisarihana ny fahazoana ny trano mora any Nosy-Be sy any Morondava. Natao tao anatin’ny mangarahara ary natrehin’ny vadintany avokoa izany. Niara-dalana amin’izany koa ny fametrahana ny vatofototra ho amin’ ny fanorenana ny “Immeuble mora” ao Tsararivotra, Nosy-Be. Manaraka ny fenitra sy ny kalitao ireo trano […]
Administratera sivily: “Mila mifampidinika isika…”
“Tsy maintsy miroso amin’ny fanelanelanana isika raha tsy te hifamono”, hoy ny mpitondra tenin’ny Vondron’ny administratera sivily, Ratolojanahary Maharavo, ny faran’ny herinandro teo, manoloana ny toe-draharaham-pirenena. Mijoro hamaly ny antson’ny FFKM izy ireo, mahatsapa fa tsy afa-miala amin’ny olana eto amin’ny firenena. “Tandindomin-doza ny firenena ary ny ain’olombelona sy ny […]




