Taratra

Volley-“Coupe de Mada” : hatao any Mahajanga manomboka ny 27 oktobra

Ny ligin’i Boeny no handray ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, taranja volley-ball, amin’ity taona ity. Fifaninanana hotanterahina ny 27 oktobra hatramin’ny 4 novambra izao, ao amin’ny kianja “complexe sportif” Am­pisikinana Mahajanga. Ny sokajy lahy sy vavy no hifaninana ary misokatra ho an’ny klioba rehetra manerana ny ligim-paritra rehetra. Fifanina­nana mamaramparana […]

Rugby – XXL Top 20: tompondakan’i Madagasikara ny FTM Manjakaray

Voahosotra ho tompondakan’i Madagasikara 2023, ny FTM Manjakaray (Dakar), eo amin’ny taranja rugby. Resiny teo amin’ny famaranana ny Cosfa (Bebaoty). Norombahiny ny lelavola 3 tapitrisa Ar sy ny amboara lehibe. 5 taona aty aoriana, niverina eo am-pelantanan’ny FTM Manjakaray indray ny anarana maha tompondakan’i Madagasikara azy, eo amin’ny taranja rugby. […]

TARATRY ny KANTO

Musée de la Photographie Anjohy. Nisokatra ny 6 oktobra 2023, eny amin’ny Musée de la Photographie Anjohy, ny fampiratiana « Voyage en pays Bara et Vezo ». Rantin-tsary anehoan’i Jacques Fablée ny talenta amin’ny fanehoana an-tsary ny hakanton’ny tontolo amin’iny foko Bara sy Vezo iny. Madajazzcar. Hameno ny ivon-toeran’ny kolontsaina maro samihafa […]

Fanokafana ny taom-pianarana 2023-2024: naneho ny halehibeny ny Fi.Mpi.Ma maneran-tany

Fikambanan’ny mpikabary malagasy maneran-tany (Fi.Mpi.Ma maneran-tany). Nosokafana ny sabotsy teo, tamin’ny fomba manetrike­trika, nanaraka ny fenitra Fi.Mpi.Ma ny taom-pianarana kabary 2023 – 2024 eo ani­von’ity fikambanana zokiny indrindra amin’ny fikajiana sy fampivelarana ny kabary malagasy ity. Fotoana nanehoan’ Andriamboavonjy Hanitra, filohan’ny Fi.Mpi.Ma maneran-tany, tamin’ny alalan’ny tarehimarika ny halehiben’ny sehatra iasan’ny […]