Taratra

TARATRY ny KANTO

Velakevitra momba ny haisoratra. Tontosaina ao amin’ny Tranombokim-pirenena Anosy, efitrano Dox, ny alarobia 11 oktobra izao, manomboka amin’ny 2 ora sy sasany tolakandro. Mpanoratra roa samy avy ao amin’ny Faribolana Sandratra no hanatanteraka izany. I Tsitohery hamelabelatra ny «Ny nentin’ny teknolojia vaovao teo amin’ny literatiora malagasy». I Nofy kosa no hivaofy […]

Hira avy any atsimo : manandratra ny tsikidona ny Mahafaly Mihisa

«Mahafaly», anarana foko iray any atsimon’ny Nosy. «Mihisa», adika amin’ny hoe : misôma na milalao. Niorina tany Betioky, ny taona 2012, ny tarika Mahafaly Mihisa. «Ny fampahanfatarana sy fanandratana avo, eto an-toerana sy hatrany ivelany ny tsikidona (iray amin’ireo mandrafitra ny tsapiky nentim-paharazana avy any atsimo) no antom-pisianay. Tononkira, mirakitra hafatra […]