Nanambara mialoha ny herinandro teo ny perefet an’Antananarivo, ny Jly Ravelonarivo Angelo ny amin’ny tokony hitonian’ny rehetra. Niantsoany fahamailoana koa izany. “Aoka isika ho tony sy ho mailo tsara amin’ ireo mpanakorontana”, hoy ny prefet, Antananarivo, ny jeneraly Ravelonarivo Angelo, teny Tsimbazaza, ny faran’ny herinandro teo, manoloana ny fiatrehana ny […]
Taratra
Fikambanana Jamais mort : nankasitraka ny mpianatra mendrika ao Vangaindrano
Ny sabotsy lasa teo, nanolotra fanomezana ho an’ireo mpianatra mendrika ao amin’ny distrikan’i Vangaindrano ny fikambanana Jamais mort, izay tarihin’ny filohany, Mahavitara Sylvestre. Nihatsara ny vokatra teo amin’ny fanadinam-panjakana farany. Mpianatra avy eo amin’ny Zap mandrafitra ny distrikan’i Vangaindrano ireo nahazo fanomezana, ny nahazo naoty tsara indrindra fa nahazo ny […]
INDRAY MIJERY
Mbola manan-kery hatramin’ny anio ny filazana hamafin’ny rivotra eny an-dranomasina. Voakasik’izany ny morontsiraky ny faritra Melaky, Menabe, Atsimo Andrefana, Androy, Anosy, Atsimo Atsinanana, Fitovinany ary Vatovavy. Hitohy hatramin’ny rahampitso kosa ny filazana hamafin’ny alondrano ka mila mailo ny mpiandriaka. Mbola mitohy ny hetsiky ny mpampianatra mpikaroka eny amin’ny oniversiten’Antananarivo. Nisy […]
Faritra Atsinanana : hahazo foiben’ny asa sy fanofanana
Nosoniavina ny herinandro lasa teo, tao Toamasina, ny fifanarahana fiaraha-miasa amin’ny fananganana trano misahana ny asa sy ny fanofanana ao amin’ny faritra Atsinanana (Mefra). Mitsinjo sy mikendry ny tanora, ny vehivavy, ny olona manana fahasembanana, ny mpiasa voaroaka ary ny mponina mavitrika ny Mefra. Mifototra amin’ny fandinihana ny mety ho […]
homamiadana : misy ny fitiliana maimaimpoana ho an’ny vehivavy
Niorina ny taona 2008 ny Fondation Akbaraly, manentana amin’ny fisorohana ny homamiadana mpahazo ny vehivavy. Manao fitiliana maimaimpoana izy ireo isaky ny volana oktobra, hanomboka anio. Isaky ny volana oktobra, manao hetsika fanentanana iadiana sy hisorohana ny homamiadan’ny nono sy ny vozon’ny tranon-jaza ny Fondation Akbaraly. Mitohy izany amin’ity taona ity […]




