Taratra

Rugby – XXL Energy Top 20: ho fantatra rahampitso izay hiatrika ny famaranana

Fihaonana goavana miandry ny mpitia fanatanjahantena, indrindra fa ny rugby, ny manasa-dalana hiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara XXL Energy Top 20. Hiady izany ireo ekipa 4 sangany, ny Uscar sy ny FTM ankilany ary ny Cosfa sy 3FB andaniny. Lalao hanamarika ity fa­ran’ny herinandro ity ny ankatoky ny famaranana hiadiana […]

VAOVAO TAMBATRA

Mahavelona sady mampidi-bola isan’andro ny fivarotana “jus fary”. Mahalany fary hatramin’ny 4 t ny mpivarotra iray rehefa mandeha ny tsena. Mano­didina ny 120 000Ar kosa ny vola maty isan’andro. Mitaky herin-tsandry ny fanodinana ny masinina mitoto ny fary. Omena tari-dalana ho amin’ny fanondranana lohamenaka any amin’ny tsena amerikana ireo mpisehatra amin’izany. […]

Fandaharanasa Better Work : nodinihina ny hisian’ny asa mendrika

Natao ny 27 septambra teo, teto Antananarivo, ny atrikasa mikasika ny rohim-pamatsiana vokatra. Nandray anjara tao ny solontenan’ny minisitera voakasika, ny vondrona mpampiasa, ny sendika, ny mpiasa, ny mpitantana, ny mpianatry ny oniversite, sns. Nikarakara ny Better Work Madagasikara, fandaharanasan’ny Fikambanana iraisam-pirenena momba ny asa (OIT) sy ny Orinasa ara-bola […]

Fampandrosoana ny toekarena : omena tosika ny sehatrasa madinika

Betsaka ireo manampahaizana hita amin’ireo sehatra madinika sy tsy manara-dalàna. Miezaka mamorona sy ma­navao ny asa tanany izy ireo. «Tokony hampirisihina sy tohanana izy ireo mba hampandrosoana ny toekarena ho an’ny firenena », hoy ny akademisianina sy mpampianatra any amin’ny université  de Kyoto, Dr Takahashi Motoki, nandritra ny fiofanana narahina velakevitra […]

Tsenan’ny lavanila: niakatra 280% ny varotra tao anatin’ny telo taona

Ambony ny tsenan’ny lavanila tao Andapa nandritra ny telo taona niaraha-niasa tamin’ny USAID. Nanatsara ny fidiram-bolan’ny mponina ny vokatra azo sady nahafahana niaro ny tontolo iainana. Tsara ny tsenan’ny lavanila tao Andapa tao anatin’ny telo taona. Tafaka­tra 280% ny varotra azon’ireo mpamokatra tohan’ny govenemanta amerikana tamin’alalan’ny Sampandraharaha amerikana misahana ny fampandrosoana […]