« Jôkôsô- Festival du rire ». Malagasy mpiangaly hatsikana miisa 32 no hifarimbona amin’ny fanatontosana ny « Jôkôsô- Festival du rire » amin’ity taona 2023 ity. Efa vonona ny rehetra ary seho maro samihafa, natao ho an’ny rehetra no efa nomanin’ny mpikarakara ho an’ny mpankafy hatsikana malagasy. Ratsimilaho. Anjaran’ny ao amin’ny tanànan’i Toamasina indray […]
Taratra
Nate Tex : Haseho anio ny rakitsariny « Hiverina »
Tontosaina anio tolakandro, ao amin’ny Ivokolo Analakely, ny seho an-tsehatra iarahana amin’i Nate Tex, ao anatin’ilay fampisehoana nampitondrainy ny lohateny hoe “Hiverina”. Ankoatra ny fampisehoana, Fotoana ihany koa ity hanehoana voalohany ny horonantsarin’ny hira “Hiverina”. Manodidina ny ora roa eo ny faharetan’ny fampisehoana ary efa nofantenan’ny mpikarakara sy ny mpandray […]
« Ant’sary Doc Festival » : lasan’i Gaspard Geoffrey ny “Prix du Public”
Lasan’i Gaspard Geofrey, Malagasy mpanatontosa horonantsary fanadihadiana, ny amboara « Prix du Public», nandritra ny hetsika “Ant’sary Doc Festival” andiany voalohany. « Tavela » no lohatenin’ny horonantsary fanadihadiana nentiny nambabo ny fon’ny mpijery ka nahazoany izao amboara izao. Malagasy sy vahiny mpanatontosa, miisa 25 no nandray anjara tao anatin’ity fifaninanana ity. Ny 9 […]
« Slam national 14 »: miisa fito ireo hiatrika ny dingana famaranana
Ambohipihaonan’ny fianakaviamben’ny “Slam Malagasy” ny eny amin’ny IFM Analakely, anio. Hianoka ny seho an-tsehatra atolotr’ireo mpifaninana 7, tafita amin’ny dingan’ny famaranana ireo mpijery. Tanterahina anio tolakandro, eny amin’ny Institut français de Madagascar (IFM) Analakely, ny dingana famaranana amin’ny fifaninanana nasionaly eo amin’ny « Slam Poèsie », andiany faha-14. Miisa 7 ireo tafita […]
Raharaham-pirenena : Leo krizy ny Malagasy, mitaky ny hisian’ny fifidianana
Misafidy ny hirosoana amin’ny fifidianana ireo olon-tsotra nanaovana fanadihadiana. Vahaolana tsara sy ilain’ny firenena izany, hisorohana krizy hafa, ankoatra ny fahasarotam-piainana izay tsy maintsy atrehina isan’andro. Fotoana ahafahan’ny olom-pirenena tsirairay maneho hevitra malalaka. Sehatra iray, hametrahany izay filoha hitondra sy hitantana ny firenena. Fanadihadiana! Randrianaivo Jean Aurore, mpanabe sy mpanakanto: […]




