Sehatra iray ahafahan’ny tanora monina any ampitan-dranomasina manasoa ny mpiray tanindrazana aminy ny fifaninanana “Miss&Mister Malagasy”. Misy ihany anefa ny sivana apetraky ny mpikarakara ahazoana mpandresy afaka manatanteraka ny tanjona. Hotanterahina ny 4 novambra 2023, ao Paris, Frantsa, ny lanonam-pamaranana ny fifaninanana « Miss & Mister Malagasy 2024 ». Ny fikambanana “Miss&Mister […]
Taratra
Faritra Atsinanana : maro ireo fotodrafitrasa vita, hanatanterahana ny Veliranon’ny filohan’ny Repoblika teo aloha
Fomba fitenin’ny mpanao politika matetika ny hoe mbola tsy nisy tao anatin’ny 60 taona. Anisan’ny faritra nisitraka fotodrafitrasa maro samihafa avy amin’ny alalan’ny fampanantenan’ny filoha teo aloha ny any amin’ny faritra Atsinanana. Nisitraka fotodrafitrasa maro samihafa ny any amin’iny faritra Atsinanana iny, distrikan’ i Mahanoro manokana, raha ny fanadihadiana natao. […]
FANTINA sy FINTINA
Raikitra indray ny “Angaredona” amin’ny haino aman-jery. Hiverina haneho hevitra amin’ny haino aman-jery maromaro ireo mpomba ny kandidà 11, ny alakamisy izao ary hitohy isan’andro. Hanomboka amin’ny 9 ka hatramin’ny 12 ora ny fandaharana ary hifandimbiasan’ny lohahevitra maromaro. Haneho hevitra ireo sehatra hafa rehetra. Manome herinandro hifampidinihana momba ny raharaham-pirenena […]
Minisitra Ravokatra Fidiniavo: « Mitady fifidianana ny vahoaka… »
“Ho anareo kandidà rehetra efa vonona ho amin’ny fifidianana, efa nanaiky ny fandaminana rehetra ary efa nahazo ny laharana misy anareo tsirairay avy ianareo: miomana amin’ny fanazaran-tena ary miakara eny ambony kianja, miroso amin’ny fifidianana. Mitady fifidianana ny vahoaka, tsy mihemotra amin’ny fifidianana”. Io ny fanehoan-kevitry ny minisitry ny Rano […]
Malailay fonosana
Efa tafaverina soa aman-tsara eto an-tanindrazana ny filohan’ny Repoblika teo aloha, Andry Rajoelina. Azo antoka fa hiditra tanteraka anatin’ny fiainana politika sy ny ho fiatrehana ny fifidianana izy. Akory anefa ny hagagan’ny mpanara-baovao fa tsy nipoitra teny amin’ilay fampanantsoan’ny FFKM, omaly hariva izy. Solontena no nalefa izay nivoaka niditra […]




