Efa asa nirosoana, ary hotohizana ny fampiroboroboana ny indostrian’ny kolontsaina. Anisan’ireo vinan’asan’ny tale jeneralin’ny Kolontsaina vaovao izany. Notendrena ho tale jeneralin’ny Kolontsaina, eo anivon’ny minisiteran’ny Kolontsaina sy ny serasera, Ratovonirina Faly, fantatry ny maro eo amin’ny tontolon’ny kanto amin’ ny anarana DJ Gouty. Izy indray izany no nandimby an-dRazafiarison Francis […]
Taratra
Raha homena lanja: azo ivelomana ny dihy
30 000Ar ka hatramin’ny 70 000ar eo ho eo ny saran’ny fampianarana dihy ao anatin’ ny ora iray sy sasany. « Na tsy hampanan-karena aza, azo ivelomana ny dihy, raha ireo tarehimarika ireo no iaingana », hoy ny mpampianatra dihy. Mitovy sy tsy manalavitra ireo ihany koa ny karaman’ny mpandihy rehefa manaingo […]
IFM – Taona 2025: hisantatra ny hetsika ny « Taombaovao »
Ny sabotsy 18 janoary izao, manomboka amin’ny 6 ora sy sasany hariva. Hotanterahina ao amin’ny Institut Français de Madagascar (IFM) Analakely ny hetsika « Taombaovao ». Fotoana hampahafantarana ihany koa ny teny filamatra sy fomba fiasa vaovao eo anivon’ ity foibe kolotoraly ity: « Cultuver demain », sady hanomezana rahateo ny fandaharam-potoana hotanterahina eny […]
Mitady ny very: voatampi-maso ny Malagasy?
Tao anatin’ny taona maro, mbola mitady ny very hatrany ny Malagasy. Maro loatra ny very ka saro-tadiavina ? Malalaka loatra i Madagasikara ka tsy maintsy manketsy sy mankaroa ?… Fa ankoatra izay ? Tononkira iray anisan’ny nalaza fahiny ny hoe : « Imanga no natsoina, Iako no mamaly! Nankaiza Imanga havako? ». Ankehitriny, tsy Imanga irery […]
Sombim-baovao
Efa ao anaty fanomanana tanteraka ny fihodinana faharoa amin’ny fifanintsanana « Afrobasket 2025 » amin’izao ny ekipan’ny Ankoay. Ny 21 hatramin’ny 28 febroary izao no hanataterahina ity fifaninanana ity eto Madagasikara, izay hatao eny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina. Hikarakara lalao ara-pirahalahiana na « Match de gala » eo amin’ny Kianja Barea Mahamasina, ny minisiteran’ny […]